Fiaraha-monina

Fanohanana ireo marefo-BNGRC : hanainga ny andiany faharoa hitondra sakafo

Manomana sahady ny fiatrehana ny loza sy ny tandindon-doza ny mpisehatra eny ifotony miaraka amin’ny Banky iraisam-pirenena. Misy vokany amin’ny vahoaka ny fahaizana mifehy ny fivoarana samihafa. Mitohy koa ny fanohanana ireo tokantrano marefo. «Fakan-tahaka aty Afrika i Madaga­sikara amin’ny fi­tan­tanana ny loza sy ny tandindon-doza satria manana paikady ampiharin’ny […]

SENVH-CUA : nitondra vahaolana momba ny tany eny 67Ha, Coum ary Antohomadinika

Nidina ifotony teny An­toho­madinika Atsimo ny se­kreteram-panjakana misahana ny Toeram- ponenana, Andriamanohisoa Gerard, sy ny ben’ny Tanànan’Antana­narivo, Andriantsitohaina Naina, ny faran’ny herinandro teo. Namaly ny fangatahan’ny mponina teny an-toerana izy ireo. Nihaino mivantana sy nitondra fitoniana ho an’ireo mponina ny roa tonta mikasika ny lamina eo amin’ny tany honenany. Miandry […]

Fanadinana BEPC : betsaka ny Cisco efa namoaka ny vokatra

Am-polony ireo Cisco efa namoaka ny voka-panadinana BEPC hatry ny sabotsy teo. Anisan’izany ny Cisco Ambatomainty, Ambohidratrimo, Andramasina, Anjozorobe, Antanifotsy, Befotaka, Beloha, Beroroha, Faratsiho, Iakora, Ifanadiana, Mandoto, Manjakandriana ary Morafenobe. Miandry ny fivoahan’ny vokatra ny mpiadina eto Antananarivo Renivohitra. Hivoaka amin’ny herinandro ny vokatra, raha ny fanazavan’ny tomponandraikitra. Eo am-pamindrana […]

Tezitra ny Seces : miato ny fampianarana eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo

Feno ny kapoaka! Mampiato ny fampianarana ny Seces, anio. Hitohy amin’ny fitokonana fanairana mandritra ny 72 ora izany raha tsy misy ny vahaolana hatramin’ny rahampitso. Miato tanteraka ny fampianarana rehetra eny amin’ny oniversiten’ Antananarivo, anio, araka ny fanapahan-kevitry ny Seces. Tsy nisy ny finiavana avy amin’ny fitondram-panjakana amin’ny famahana ny […]