Fiaraha-monina

Nidinika ireo mpisehatra voakasika: Hampiakarina ny lentan’ ny fampianarana ambony

Fanamby napetraky ny filoha’ny Repoblika tamin’ny minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, Pr Chaminah Loulla, ny fanatsarana sy fampiakarana ny lentan’ny fampianarana ambony eto Madagasikara. Hirosoana amin’ny tanjona, notanterahina nandritra ny roa andro tao Mantasoa ny atrikasa karakarain’ny minisitera momba ny fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana. Nan­dray anjara ao […]

Atsimo Atsinanana: Nohamafisina ny fahaiza-manaon’ ny tambajotra miaro ny ankizy

Nohamafisina ny fahaiza-manaon’ny tambajotra miaro ny zon’ny ankizy (Réseau pour la protection de l’enfant) eto amin’ny faritra Atsimo Atsinanana. Mandritra ny hefarana no nanatontosana izany tao amin’ny centre récréatif Abba Farafangana, nifarana omaly. Nitarika ny fampiofanana ny avy amin’ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina sy ny Unicef izay mpiara-miombon’antoka. Mandray […]

INDRAY MIJERY

Nisy ny fizarana “certificat” ho an’ny tantsaha niofana tamin’ny fiompiana kisoa niaraka tamin’ireo teknisianin’ny Bio Ferme. Miisa 210 ireo voaofana tao amin’ny distrikan’i Manandriana ho famoronana asa ho an’ny vehivavy. Nanomana sahady ny fankalazana ny 8 marsa ho avy ireo vehivavy 600 nanatrika ny hetsika. Nandritra izany koa no nifampirarian’izy […]

Fanairana mialoha ny loza : Fokontany 20 nahazo fitaovana

Nisy ny fanomezana fitaovana ahafahana manaitra mialoha ny mpiara-belona raha vao misy loza hitranga. Efa nahazo fiofanana manokana ireo olona izay hampiasa ireo fitaovana ireo. Afaka mandray andraikitra avy hatrany rehefa misy ny loza, Fokontany 20 no nisitraka ireto fitaovana ireto. Avy ao amin’ny boriborintany I, ahitana fokontany valo, boriborintany […]