Fiaraha-monina

Boriborintany faha-4: 240 metatra ny lalankely vita “béton”

Nisitraka tetikasa maro ny fokontany ao anatin’ny boriboritany fahaefatra nandritra ny taona lasa, hoy ny tompon’andraikitra na­naovana fanadihadiana. Anisan’izany, ny fanatsa­rana ny Epp, ny fanaovana lalankely, asa iatrehana ny loza ateraky ny toetr’andro fahavaratra. Nesorina ireo vatobe teny amin’ny faritra avo. Mahatratra 240 metatra ireo lalankely vita “béton” ho an’ny […]

Androy, Anosy, Atsimo Andrefana : ampiasana “drone” ny famatsiana fanafody

Nampiofanina mikasika ny teknika fandefasana sy fandraisana ireo fanafody, alatsaka amin’ny alalan’ny « drone », ireo tompon’andraikitry ny fahasalamana ao amin’ny CSB sy ny mpi­andraikitra ny Phagedis ao amin’ny faritra Androy, Anosy ary Atsimo Andre­fana. Anisan’ny alefa amin’ ny « drone » ny karazana fomba fanabeazan’aizana mba tsy ho tapaka ny fama­tsiana na eo […]

EAMP: mpianatra 20 nankasitrahana

Notoloran’ny masoivoho amerikanina, Claire A Pierangelo, mari-pankasitrahana ireo mpianatra 20 mianadahy nahavita fiofanana momba ny fampianarana teny anglisy. Nandritra ny roa taona ny fiofanana narahin’ireo tanora. Tafi­ditra ao anatin’ny tetikasa “English Access Microsco­larship Program” (EAMP) no nahafahana nanatanteraka izany. Mpianatra 20 mianadahy avy amin’ny Lycée Jean Joseph Rabearivelo, Lycée Andohalo, […]

Fokontany Ouest Mananjara : nahazo fanafody sy fizaham-pahasalamana ireo traboina

Tonga nitsidika sy nankahery ireo traboina teny amin’ny fokontany Ouest Manan­jara, Tana IV, vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Cheneso ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, ny profesora Randriama­nan­tany Arivelo Zely, omaly. Nasongadiny fa eo anilan’ny vahoaka mandrakariva ny fitondram-panjakana ary mitondra ireo anjara biriky tandrify azy avy ny ministera sy ny andrim-panjakana isan-tsokajiny […]