Tontosaina eny amin’ny tokotany malalaky ny Tranombokim-pirenena Anosy ny «Tsenaben’ny boky», ny 4 ka hatramin’ny 6 jona izao. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana ny fanazavana sy fanentanana momba ny rohim-boky. Velakevitra samihafa. Anisan’izany ny hotanterahina ny 5 jona: «Inona no antsoina hoe : mpanoratra sy poeta» ? Famoahana ny boky «Lahabolana […]
kolon-tsaina
Herinandron’ny feon-kira bagasy : Hotanterahina mandritra ny volana jona
Maro ireo hetsika efa notanterahin’ny Sehatra Bagasy… Hiavaka kosa ny amin’ ity volana jona 2025 ity. Hotanterahina ny sabotsy 7 jona izao, manomboka amin’ ny 2 ora sy sasany tolakandro ka hatramin’ny 5 ora sy sasany, ao amin’ny efitrano malalaky ny Aro Antsahavola ny «Atrikefa feon-kira bagasy». Hanasana ireo mpitendry […]
“Tana Design Week” : Hasongadina ny vita malagasy
Homen-danja ny asa famoronana. Izay no tanjona amin’ilay hetsika “Tana Design Week”, hotontosaina ny 28 jona hatramin’ny 19 jolay izao, eto Antananarivo. Hatao tanjona ny firoboroboana ara-toekarena sy ara-kolontsaina, amin’ny alalan’ny fanasongadinana ny famoronana vita malagasy, eto hatrany ivelany. Anisan’ny nivoitra nandritra ny fihaonan’ireo mpikarakara tamin’ny mpanao gazety, teny amin’ny […]
Bar à livres – Bemasoandro : Maro ireo misitery mahakasika an’i Randja Zanamihoatra
100 taona ny alakamisy teo raha mbola anisan’ny velona i Randja Zanamihoatra. Vao ny ampahany kely amin’ny asa sorany anefa no fantatry ny besinimaro, ary andalana ny fampahafantarana ny sasany. “Boto i Randja Zanamihoatra. Tsy ilay boto araka ny fomba fiteny fantatry ny maro, fa hafa noho ny rehetra izy”, […]
TARATRY ny KANTO
« Ny hasin’ny Teza eo amin’ny Betsileo ». io ny lohahevitry ny atrikasa karakarain’ny Mozean’ny Oniversiten’Antananarivo, izay hatao anio manomboka amin’ny 10 ora, eny amin’ny ICMAA Isoraka. Hizara fahalalana mandritra izany Rakotozafy Andriana avy any Kiangara, Andriamilanto (ben’ny Tanànan’i Sahatona) ary Rahajasoa, mpiresaka. Nosafidiana noho ny fifehezany ny lohahevitra izy ireo. Hotontosaina […]