kolon-tsaina

« Volam-pahavaratra » : Tsara fanombohana ny antsam-paribolana

Endrika liana ! Resaka mifamatotra tsara ! Fifanto­hana tafalatsaka lalina ! Tsiky miara-paly ! Sento miara-mi­dona. Feno ny efitrano… Fihe­tsika namantarana avy ha­trany fa nanana ny lanjany teo amin’ny nanatrika ny zava-nisy teny an-tsehatra. Tsara fanombohana ny taona 2025 ho an’ny antsam-paribolana. Notanterahina ny 25 janoary teo, tetsy amin’ny Cercle Ger­mano-malagasy Analakely ny « Volam-pahavaratra ». […]

« Santatra Fiderana 2025 »: Hanomboka ny taom-pitoriana ny TMI

Vaovao anisan’ny nampahafantarin’ny Tanora Masina Itaosy ireo mpitia antsa sy fiderana ny fanombohana ny taom-pitoriana ho an-dry zareo. Fantatra fa ilay seho lehibe « San­tatra sy Fiderana 2025 » no hanana endrika fanomezana ho an’ ny olon-drehetra. Tsy hisy ny vidim-pidirana. Fampise­hoana hotanterahina ao amin’ny FLM Toby Fanantenana 67Ha, ny sabotsy 1 […]

Fampitiavana ny jazz : Hanao hetsika isaky ny alatsinainy ny Jazz Club CGM

Iray amin’ny sehatra lehibe hivelaran’ny tontolon’ny jazz ny Cercle Germano-Malagasy na ny CGM etsy Analakely. Nohatevenin-dry zareo avy ao amin’ny Jazz Club izany ka itondrany hetsika lehibe isaky ny alatsinainy. Fivelarana, fampitiavana, famohazana talenta, fanatevenana traikefa, fifanakalozana… Anisan’ny ampahany amin’ilay fandaharanasa vaovao tontosain’ny Jazz Club CGM GZ isaky ny alatsinainy, ao […]

TARATRY ny KANTO

Hotanterahina, anio, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, ao amin’ny Cercla Germano-Malagasy, tohatohabaton’Antaninarenina ny antsam-paribolana « Volam-pahavaratra », hiarahana amin’ny Faribolana Sandratra. Hisy hatrany ny fotoana hifanakalozan-kevitra eo amin’ny mpanatontosa sy ny mpanatrika mba hahazoana manatsara ny tontolon’ny soratra. 24 janoary, «Andro iraisam-pirenena ho an’ny fampianarana ». Tsy azo hodian-tsy hita, satria, tsy afa-misaraka […]

ICC 2025 – Voalohany tamin’ny « dessert » : Fahefatra maneran-tany i Madagasikara

«International Catering Cup» 2025 na «Coupe du monde des traiteurs» 2025. Tsy nitsanga-menatra ny so­lontena Malagasy nandray anjara tamin’ity fifaninanana iraisam-pirenena lehibe mo­mba ny fandrahoan-tsakafo sy ny tontolony ity. Azon’ny ekipa notarihin’i Chef Lalaina Ra­velo­manana nahitana an’i Cheffe Fenosoa Rahaja­ma­lala sy Cheffe Bodo Rakoto­vao ny laharana voalohany maneran-tany, teo amin’ny […]