kolon-tsaina

Faha-5 taonan’ny Randram-peo fiderana : raikitra ny “Méga concert évangélique”

Hotanterahina ny alahady 4 jona izao, eny amin’ny Coliseum Antsonjombe, ny “Méga concert évangélique”, fankalazana ny faha-5 taonan’ny antoko mpihira mitambatra Randram-peo fiderana. Teny faneva amin’izany : “Ka ho reharehanay ny fiderana anao”. Ho­tendre­na amin’izany avokoa ny hira rehetra raha hisahana ny fanamafisam-peo sy ny lampihazo ary ny jiro sy […]

Nanana taranaka vanona ny Malagasy : mpanabe azo antoka ny reny tompon’ny tokantrano

Ho tonga tsy ho ela ny « Fetin’ny Reny ». Na fombam-bahiny aza izy io, efa zary ankalazain’ny Malagasy ihany koa… Nanana ny toerana nametrahan’ny ankohonana sy ny fiarahamonina azy ny reny fahiny, noho ny fandraisany anjara goavana amin’ny fanabeazana ny taranany ho tonga olom-banona any aoriana. Tsy marina ny filazana fa […]

Fampirantiana saripika: “Fady kambana”, tetikasan’i Christian Sana

Teratany italianina mpaka sary, saingy latsa-pitia hatramin’ny fahakely an’i Mada­gasikara i Christian Sanna. Anisan’ny nanitikitika azy ny mikasika ny “fady kambana”, any amin’ny faritra iray eto Madagasikara. Tetikasa efa tamin’ny 2013 ny ity teraka ity, satria niezaka nanangona ny sarin’ireo kambana i Christian Sanna, nampian’ny fikambanana Tsy manary zaza ary […]

Fidy sy Liva, Boboh Mahavanona… : raikitra ny «Cabaret Country»

Hahazo vahana indray ny tontolon’ny «country» amin’ ny faran’ity herinandro ity. Mpanakanto manana traikefa matanjaka amin’izany no hiray sehatra, etsy amin’ny Le Zoma Antaninandro, rahampitso, manomboka amin’ny 7 ora sy sasany hariva. «Cabaret country», hiarahana amin’i Boboh Mahavanona, Fidy sy Liva (tarika Tsia­ko­raka), Anna, Haja Country. Nasaina manokana i Parson […]