Notontosaina ny asabotsy 19 novambra teo ny dingan’ny manasa-dalana eo amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena Star Academy. Tafakatra eo amin’ny dingan’ny famaranana i Anisha na ilay teratany malagasy mandray anjara amin’ity fifaninanana karakarain’ny Televiziona TF1 ao Frantsa ity. Fantatra fa ho mafimafy ny miandry azy amin’io 26 novambra io satria sangany amin’ny […]
kolon-tsaina
« 25 taona milay faradoboka »: notronin’ny mpankafy avy any amin’ny faritra ry Ny Ainga
Ho famaranan’ny tarika Ny Ainga ny hetsika « 25 taona milay », nisy ny fampisehoana lehibe notontosain-dry zareo tetsy Antsahamanitra. Miavaka ny seho, omaly, satria tonga tao avokoa ireo mpakafy ny tarika manerana ny Nosy. Anisan’ireny ny fikambanana ny mpakafy ny Ainga avy any Antsiranana. “Efa ela ny tenako no tsy nijery […]
30 taona an-tsehatra: nihoatra no ho ny noeritreretina ny natolotry ny Mage 4
Faly ny rehetra nandritra ny fampisehoana fankalazana ny faha-30 taonan’ny tarika Mage 4. Na ny mpankafy na ny mpanakanto na ny mpikarakara samy afa-po avokoa. Naneho zavatra tsy nampoizina ny rehetra. Nihoatra lavitra no ho ny noeritreretina ny seho fankalazana ny faha-30 taonan’ny tarika Mage 4. Fampisehoana an-tsehatra notanterahina teny […]
“Volana iray, mpanoratra iray”: hampahafantarina i Tiavina sy ny asa sorany
Randriatoandro Sylvia, na Tiavina. Izy indray no nosafidian’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina hampahafantarina mandritra ny hetsika “Volana iray, mpanoratra iray”. Mpanoratra nanomboka ny taona 1997, poeta mpikambana ao amin’ny Faribolana Sandratra nanomboka ny taona 20023 ary mpilalao tantara amin’ny onjampeo sady mpikambana ao amin’ny Vondrona Mpiangaly Tantara i Tiavina. […]
« Festival du rire Jokôsô »: maro ny liana tamin’ny atrikasa hatsikana
Manomboka tafiditra tsikelikely ao an-tsain’ny mpankafy hatsikana malagasy ny “Stand up”. Mbola maro anefa ny ezaka miandry ny tomponandraikitra amin’ny fampivoarana ity karazana hatsikana ity. Atrikasa ho an’nyhatsikananiarahanatamin’ny “Gasy Stand Uppers” no nanohizanany “Festival de rireJokôsô”andianyfaharoa. Tenyamin’nyIvontoeran’nyKolotsaina Malagasy (IKM) Antsahavola no nanatanterahanaizany,nymarainan’nyzoma18 novambra 2022. Nisongadinatamin’izanynyfampianaranahatsikanasyfampahafantaranany “Stand up”. Ny “Stand up”izaykarazanahatsikanaataon’olon-tokana, […]