Haseho an-tsehatrany “Tonony ho hira” iarahanaamin’iHajiaFarany, anio 16 novambra, manombokaamin’ny2oratolakandro, etsyamin’nyTranombokim-pirenenaAnosy, efitranoDox. Mandritraizany, hifanindran-dalananytononkalosyhira, izayiarahana amin-dry Dinah Nt, Mirindra, FoMivetso, FinaritraSarobidy , Ma Andrianiaina, MiangalySoratra, EdenaHisambarana, DiamondraLiantsoa, SarobidyOfisialy, TanjonaNomenjanahary, Jacky synyTalentany. Mandritraizanydiahisyboky “Aferontany” nosoratan’iHajiaFarany. Tsangambaton’nympanoratranyboky, aryanisan’nyantonyiraymahaizyazynympanoratraihanykoanysanganasa. Misyeoamin’ny 60 pejyeonyboky “Aferontany”, izayahitanatononkalo 67 isaaoanatiny. Mpanoratra manana nymahaizyazyihanykoanynanaonytenyfanoloranadia Ny IrakaRambolamanana.Tazanaaoanatin’itybokyityireotononkaloanisan’nynahafantaran’nymaroan’iHajia, rahatsyhilazaafa-tsyny”Epistily”,”Sambo ory”,”Nenti-maty”…. […]
kolon-tsaina
Fampiratina eny amin’ny Trano sary: omena lanja ny fakana sary an-gazety
Asa fanaovan-gazety feno ny fakana sary ho an’ny gazety, saingy mbola vitsy ny mahalala izany. Tsy tafapetraka loatra amin’ny toerany ity asa iray ity eto amintsika. Ny mpanao gazety mpaka sary anefa no misedra mivantana ny zava-misy eny an-kianja. Notanterahina teny amin’ny Trano Sary Ambohidahy, omaly 15 novambra 2022, ny […]
Mozika klasika: hanolotra seho roa ny Madagascar Orchestra
Ny 19 aogositra izao ny voalohany, ao amin’ny Cgm Analakely. Hatao ny 21 aogositra kosa ny seho faharoa, ao amin’ny Ekar Faravohitra. Ireo indray ny fotoana homen’ny Malagasy Orchestra ho an’ireo mpankafy mozika klasika. Hitarika ny orikesitra i François Maugrenier sy Rakotoarimino Antsanirina, ka hamelona indray ny « St Paul’s […]
FJKM Tranovato Ambatonakanga – Lehilahy Midera : homarihana ny faha-185 taonan’ny maritiora Malagasy
Ho feno 185 taona, ny alahady 14 aogositra izao ny namonoana an-dRasalama, maritiora kristiana voalohany teto Madagasikara. Hanamarika izany amin’ny fomba miavaka ny FJKM Tranovato Ambatonakanga amin’ny maha Fiangonana malagasy voalohany azy. Fanamarihana hotanterahina ny 14 aogositra izao, manomboka amin’ny 9 ora sy sasany maraina. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana ny toriteny […]