kolon-tsaina

“Ant’sary doc festival”: hampivoatra ny horonantsary fanadihadiana

Tanterahina manomboka anio hatramin’ny alakamisy 28 septambra 2023, amina toerana maro eto Antananarivo, ny « Festival Ant’sary Doc” andi­any voalohany. Mamon­drona ny mpankafy sy ny matihanina eo amin’ny tontolon’ny horonantsary fanadihadiana ny hetsika. Sokajy efatra no hifaninana mandritra ity fotoan-dehibe ho an’ny horonantsary fanadihadiana ity, ary mpanatontosa maro avy eto Mada­ga­sikara […]

« Slam nationale 14 »: ho ampoka hetsika « Slam » ny tanànan’Antananarivo

Tontosa teny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely, omaly, ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety, nampahafantarana ny « Slam nationale » andiany faha-14. Hetsika « Slam Poèsie », lehibe indrindra eto Ma­dagasikara, tanterahina ny 21 septambra 2023 hatramin’ny 30 septambra 2023 eto Antananarivo izy ity. Ho an’ny fifaninanana nasionaly, miisa 20 ny mpandray […]

Dr Peter Youngren: Tanàna fito no holalovany

Mivahiny eto Madagasikara ny mpandaha-teny Dr Peter Youngren, Kanadianina. Tanàn-dehibe fito no holalovany mandritra ny diany eto, anisan’izany Antananarivo sy Fianarantsoa. Ao anatin’ izany, hisy ny seminera lehibe hataony ho an’ny mpiandraikitra fiangonana. Eo ihany koa ny fihaonana amin’ny tomponandraiki-panjakana ary farany sady goavana indrindra ny fihaonana amin’ny vahoaka malagasy. […]

« Du jardin à la table »: hisongadina ny haify sy nahandro ary zaridaina

Hotanterahina eny amin’ny Alliance Française Antanana­rivo (AFT) Andavamamba, ny 28 septambra 2023 hatramin’ny 30 septrambra 2023, ny hetsika « Du jardin à la table ». Hetsika natao hanasongadinana ny vokatry ny tany sy ny tanora mpandraharaha ary ny haify avy eto an-toerana sy avy any ivelany. Ankoatra ireo, hisy ihany koa ny […]

Mila fanarenana: Rakotra « saribakoly » ny kolontsaina malagasy

Firenena nandalo fanjanahantany i Madagasi­kara. Taona 1960, naverin-dry zareo Frantsay ny Faha­leovantena. Tsy « niala maina » anefa izy ireo fa nametraka paikady isan-karazany mba hahazoany manohy ny efa nataony… Kolontsaina sy zavakanto vahiny ny saribakoly. Sary mivainga vita amin’ny lamba na plastika, sns, nampakana endrika olona izy ireny. Tsy misy aina […]