Taranjam-panatanjahantena anisan’ny tranainy kanefa mbola vitsy ny mahalala fa fanatanjahantena ny taranja Echecs. Vitsy ihany koa ny mahalala fa misy fampiasam-batana toy ny taranja rehetra izy ity, na dia tsy hita ety ivelany aza izany. Marina fa ny saina no tena miasa ao anatin’ny taranja Echecs amin’ny maha lalaon-tsaina azy, […]
Taratra
TARATRY ny KANTO
Tsara ny fisian’ny fifaninanana eo amin’ny sehatry ny zavakanto. Mila izany avokoa ny « taranja rehetra », mba hanana vitrika ny mpamorona. Tsara ihany koa ny mamerina ny sanganasan’ireo mpanakanto efa tsy eo intsony. Saingy, na iry voalohany, na ito faharoa, mila fahamalinana mba tena hitondra fivelarana ho an’ilay zavakanto sy ny […]
Laza sy kanto : Mpitsara tsy miangatra ny vanim-potoana
Mahay ? Tsy mahay ? Malaza ? Tsy malaza ?… Samy manana ny filazany. Samy manana ny masontsivany hitazanany azy rahateo ny kanto. Fa, anisan’ny mpitsara tsy miangatra ny vanim-potoana. Tsy misy kanto ka mora lazoin’ny vanim-potoana. Eo amin’ny tontolon’ny hira, ohatra, voaporofon’ny vanim-potoana ela fa tsy lefy laza ny vakodrazana hita sy heno […]
« Salon du loisir » : Nahazo tombony ny ankizy…
Namaly ny antson’ny Magic Land ny ray aman-dreny. Tonga maro niaraka tamin’ny ankizy sy ny tanora izy ireo nandritra ny « Salon du loisir » notanterahina teny amin’ny CCI Ivato, ny faran’ny herinandro teo. Tamin’ny ankapobeny, nahazo tombony ny ankizy sy ny tanora tamin’ireo tolotra teny an-toerana. Anisan’ny fahafaham-po lehibe ho an’ny […]
RDJ Mozika 2024 : Amboara manokana ho an’i Thierra Bruno
Hetsika iray anisan’ny ahafahana mandrefy ny ezaka nataon’ny tarika na mpihira iray tao anatin’ny taona iray ny “RDJ Mozika”. Ireo mpitsara sy ny mpanaraka ny RDJ FM 96.6 no nanome ny isa. Anisan’ny fotoana nampihetsi-po ny olona marobe tonga teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Imahamasina, omaly, ny nanomezana […]