Taratra

Pr Randrianasolo Rivoarison: Hanandratra ny Oniversiten’Antananarivo

Hitondra anjara biriky amin’ny fampandrosoana ny Oniversiten’Antananarivo ny antony hijoroan’ny Pr Randria­nasolo Rivoarison, amin’ny maha kandidà ho filoha azy. «Fotoana izao tokony hisandratan’ny Oniversiten’Antananarivo ho fitaratra amin’ny fandrosoana », hoy ny Pr Ran­drianasolo Rivoarison, kandidà laharana voalohany amin’ ny fifidianana filohan’ny oniversite, nandritra ny famelabelaran-kevitra nataony teny Ankatso, omaly. Nambarany […]

VAOVAO TAMBATRA

Nahazo fitaovam-pamokarana marobe ny fikambanana tantsaha miisa 9 any Vakinankaratra. Nahitana borety 24, motopaompy 3, maotera 24CV, fitotoana voamaina, motoculteurs, remorques, fivelesana vary, fanafangaroana provandy, sns. Nisitraka ireo ny tan­tsaha any amin’ny distrika Antsirabe II, Betafo, Man­doto ary Faratsiho. Miara-misalahy manara-maso ny vidim-bary 750 Ar ny kapoaka ireo tomponandraikitra samihafa […]

Orinasa Base : Tsy ho an’ny lehilahy irery ny fitrandrahana

Anisan’ny nankalaza ny Andro iraisam-pirenena ho an’ ny zon’ny vehivavy, ny 8 marsa teo, ny orinasa Base Toliara tany Maromiandra, distrika Toliara II, anisan’ireo kaominina dimy iasany. Nisy ny hetsika nanehoan’ny fikambanan-behivavy fa afaka mahaleo tena izy ireo. Nambaran’i Sa­bine Hélène, filohan’ny fikambanam-behivavy, fa isaorana ny filoham-pirenena nanokatra indray ny […]

ONTM-ATD: Fiaraha-miasa fizahantany maharitra

Natao sonia ny 10 marsa teo, tany Colmar Alsace-Frantsa, ny fiaraha-miasa eo amin’ny Alsace Destination Tourisme (ADT) sy ny Ofisim-pirenena misahana ny fizahantany eto Mada­­gasikara (ONTM). Tanjona ny hampiroboroboana ny fizahantany maharitra sy tomponandraikitra. Nanatanteraka azy ny filohan’ny filankevi-pitantanan’ny ONTM, Ranaivoari­ma­nana Ionjaniaina, ny filohan’ny fikambanana Tourisme sans Fron­tières (TSF), Marc […]