Taratra

Taninketsa indostrialy-Manjakandriana: napetraka ny milina hanodinana tantely

Tanjona apetraky ny fanjakana ny fampiroboroboana ny indostria eny ifotony hanampiana ny tantsaha sy ny famokarana. Indrindra hampihena ny fanafaran’i Madagasikara entana avy any ivelany. Afaka manodina tantely 100 kg isan’ ora ny taninketsa indostrialy napetraka ao Sambaina Man­jakandriana, ny zoma teo. An­koatra ny tantely voadio sy ara- pahasalamana, hamokatra […]

Mandritra ny taona 2024: hiroborobo ny toekaren’ i Madagasikara

Handroso ny sehatry ny toekaren’i Madagasikara ho an’ity taona ity, taorian’ireo ezaka natao teo aloha sy ho an’ny vina napetraka manaraka. Manome vahana ho an’ny fampandrosoana ny fivoaran’ny marefo maneran-tany. Hihatsara ny tontolo ara-toekaren’i Madagasikara mandritra ity taona ity raha ny vinavina nataon’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM). Hiroborobo ireo orinasa […]

VAOVAO TAMBATRA

Natao omaly ny famindram-pitantanana ao amin’ny minisiteran’ny Asa vaventy, ny Mpandrindra ankapobeny ny tetikasa, ao amin’ny vondrona mpandrindra ny tetikasa ao amin’ity departemanta ity. Mitana izany andraikitra izany indray izao, Rtoa Rajaonarivo Lalao Mbolatiana, nisolo an-dRtoa Rasolondraibe Elza Hantasoa. Tafapetraka any Jangoa, kaominina sady distrika Ambanja, ny toerana fitahirizana hazandranomasina. […]