Taratra

« Novembre Numerique »: hisongadina ny mahakasika ny « Intelligence Artificielle »

Efa mahazo laka tokoa ny fampiasana ny  Intelligence artificielle  ankehitriny, amin’ny lafiny rehetra. Anisan’ny miteraka fahalavorariana sy fahafaham-po izany amin’ny fanatontosana zavatra ireo, indrindra eo amin’ny sehatry ny kanto, saingy mamono tsikelikely ny famoronana. Tanterahina eny amin’ny Institut français de Ma­da­gascar (IFM) Anala­kely, ny 2 hatramin’ny 16 no­vambra 2024, ny […]

Fanamboaran-dalana : trano miisa 400 narodana

Dimy taona aty aorian’ny nametrahana ny vato fototry ny lalambe mi­go­dana mivoaka eny amin’ny RN2 Bis, manomboka ny asa. Trano 400 no narodana oma­ly, ilaina ny tany. Miroso ny fanatanterahana ny vinan’ny Filo­han’ny Repoblika, in­drindra mahakasika ny fanamboaran-dalana! Vao mangiran-dratsy, omaly, feno mpitandro filaminana ny fokontany Dépôt, hatrany amin’ny Cité […]

FANTINA sy FINTINA

Hiroso amin’ny fanabeazana ny olom-pirenena ny FFKM ka hotanterahina amin’ny alalan’ny famoahana tahirin-kevitra sy fandaharana amin’ny haino vaky jery izany. Ankoatra izany, hiatrika ny Komity foibe faha-46 any Morondava ny FFKM, ny 3 hatramin’ny 5 desambra izao. Lohahevitra ny Matio 5,9 “Sambatra ny mpampihavana fa izy no antsoin’Andriamanitra hoe zanany”. […]

Fifidianana filoham-pirenena amerikanina : nisy ny fampahafantarana ny fizotrany

Tontosa omaly, teny amin’ ny masoivohon’i Etazonia Andra­nomena, ny velakevitra fampahafantarana ny mahakasika ny fifidianana filoham-pirenena amerikanina. An-jotra no nanaovana izany ary i Amy Greene, manam-pahaizana ma­nokana momba ny politika amerikanina, no nitondra ny fahaiza-manaony nandritra izany. Tanjona amin’izany ny hampahafantarana be­bekokoa ny mahakasika ny fifidianana filoham-pirenena any Amerika. Anisan’izany […]

Sady mamitana no mamitaka!

Efa mahoraka ery ny tanàna amin’ny faritra maro manerana ny Nosy. Mipoipoitra mampahafantatra ny kandidany ny antoko, fikambanana, na vondron’olona tsotra. Efa samy miketriketrika ny hampandaniana izay ho “ngahy mera” avokoa ny rehetra. Izay manan-katao moa efa manetsika rezimanta. Izay somary marisarisa, misafidy ny manao ron-gisa: misiko-miadana fa mampijafajafa ihany […]