Sady manabe no mianatra rehefa eo amin’ny sehatry ny asa soratra, indrindra amin’ny maha zavakanto azy. Mahavelombolo ny mahita ny tanora liana sy mirotsaka amin’ny sehatra sahala amin’izao. Randrianirina Johanesa Albert, fantatra amin’ny anarana maha mpanoratra azy hoe “Dalhy”. Malagasy mpanakanto niditra teo amin’ny sehatry ny asa soratra nanomboka ny […]
Taratra
Faritra Atsinanana: nitotongana ny tontolon’ny baolina kitra
Mihamihena sy mitotongana ny tontolon’ ny baolina kitra any amin’ny faritra Atsinanana, amin’izao fotoana izao. Antony mahatonga izany ny tsy fahampiana sy ny faharatsian’ny kianja filalaovam-baolina. Misy voka-dratsy goavana any amin’ny mpilalao sy ireo tanora maniry ny hivoatra eo amin’io sehatra io izany. Nitotongana ny tontolon’ ny baolina kitra any […]
Fantina sy fintina
Mitohy hatrany ny fanatsarana ny diplomasia parlemantera ataon’ny avy eo anivon’ny Antenimierandoholona. Nisy ny fivahinianana nataon’ny loholona Ndremanjary Jean André, tany Montpellier. Tao anatin’ izany no nitadiavana fiaraha-miasa ho tombontsoan’ny vondrombahoaka itsinjaram-pahefana. Niakatra fitsarana, omaly, ny raharaha niampangana an’i Jean Luce Andriamihoatra, teknisianin’ny antoko Tiako i Madagasikara. Voampanga ho niditra […]
Fahatongavan-tsaina
Mahavalalanina ny fiarahamonina misy ny Malagasy amin’ izao fotoana izao. Izay jerena sy lalovana dia maizina, na ara-bakiteny na ara-keviny… Mahantra sy fadiranovana ny isan-tokantrano. Mitrongy vao homana ny ankamaroany. Bokan-trosa ny maro anisa. Tsy mahagaga raha mahazo vahana ny tsy fandriampahalemana. Fadiranovana ny isam-baravarana, olom-bitsy no migoka ny tombontsoa. […]
Minisitra Mara Volamiranty Donna: “Aoka tsy hakorontana ny firenena”
“Miantso fitoniana isika amin’izao fotoana izao. Aoka tsy hakorontana ny firenena amin’ny alalan’ny teny fihantsiana hoe fanaovana iray sy iray. Raha fanaovana sy fifanandrinana politika no resahina: ny iray sy iray, efa vita ny fifidianana filohan’ny Repoblika”. Io ny hafatry ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina sady mpitondra tenin’ny […]