Mifameno sy mifampiankina ny kolontsaina sy ny fanabeazana, araka ny fanazana nentin’Andrianamelasoa Fahombiazana, mpanabe sy mpitarika tanora. “Nohariana hanana vatana saina fanahy ny olombelona. Tombony kosa ny fananantsika fivelanran-tsaina bebe kokoa. Ny fanabeazana dia manondro ireo dingana arahina hahazoan’ny olona fahalalana, fahaiza-manao, soatoavina sy fahaiza-miaina. Sehatra famolavolana olona hahaleo tena […]
Taratra
Fampianarana teknika: mila fanavaozana ny fotodrafitrasa sy ny tolotra fampiofanana
Efa antitra ny fotodrafitrasan’ny sekoly fampianarana sy ny fanofanana teknika. Mila fanavaozana sy ampanarahana fenitra izy ireny hamaly ny filan’ny sehatr’asa amin’izao fotoana. Mikaondoha momba izany ny mpiara-miombon’antoka. Nihaona tetsy Anosy ireo mpiara-miombon’antoka rehetra miantsehatra eo amin’ny fampianarana teknika sy ny fiofanana arakasa, omaly. Nikaondoha mahakasika ny fampandrosoana ny fampianarana […]
Fisoratana anaty lisi-pifidianana: manoro ireo dingana ahazoana “ordonnance” ny Ceni
Nanome toromarika amin’ ireo dingana samihafa atao amin’ny fangatahana ny didim-pitsarana “Ordonnance” ny eo anivon’ny Ceni. Nambaran’ny mpampakan-teny, i Soava Andriamarotafika, fa maro ireo manontany na mangata-panazavana momba izany. Nanteriny fa tsy manavaka ary tsy mametraka fepetra ho an’ny olom-pirenena izany mba hahafahana misoratra anaty lisi-pifidianana ho an’ireo tsy tafiditra […]
Torolalana “Hay fidy” an’ny TI-IM: “Tokony hampanjakaina ny mangarahara…”
Tafiditra amin’ny fanentanana ho an’ny olom-pirenena, entin’ny Transparency International – Initiative Madagasikara “TI-IM” ny fampahafantarana ny asan’ny ben’ny Tanàna sy ny mpanolotsaina. Notsiahivin’izy ireo amin’ilay torolalana “Hay fidy” izany. Nambaran’ny TI-IM fa manana andraikitra iadiana amin’ny kolikoly ireo mpitantana ireo. “Mampanjaka ny mangarahara eo amin’ny fitantanam-bolan’ny kaominina. Mampanjaka ny fitondrana […]
Birao maharitry ny Antenimiera: misy ketrehina haongana !
Telo volana taorian’ny nijoroan’ny birao maharitry ny Antenimierampirenena, miala any ny tetika fanonganana. Lasibatra ny mpitantana ny resa-bola sy ny tombontsoan’ny depiote. Nahoraka teny amin’ny Antenimerampirenena, nanomboka tamin’ny fanokafana ny fotoam-pivorian ara-potoana faharoa ny momba ny fanonganana ny birao maharitra. Raha ny angom-baovao teny Tsimbazaza, omaly, lohalisitra tamin’ny olona tokony […]




