Namoaka ny anaran’ireo mpilalao tsipy kanetibe miisa 18 mendrika indrindra hanaovana fifantenana izay ho ao anaty ekipam-pirenena malagasy ny Federasiona sport-boule malagasy (FSBM), ny alatsinainy teo. Tamin’ny alalan’ny fampahafantarana tao anaty tambajotran-tseraserany no nanaovany izany. Tsiahivina fa hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany hatao any Dijon Frantsa, i Madagasikara, […]
Taratra
Federasion’ny taekwondo : mbola tsy nahazo «Code» iraisam-pirenena
Manana fikasana ny handray anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja taekwondo, sokajin-dalao “poomsae” na fihetsika mirindra, izay hatao any Hong Kong, ny 23 hatramin’ny 27 novambra ho avy izao, i Madagasikara. Hatramin’izao anefa ny Federasiona malagasin’ny taranja taekwondo WT (FMTKD) tsy mbola nahazo ilay «Code» iraisam-pirenena, araka ny […]
“Alley Hoop 2024” : hampiala voly ny tanora amin’ny basikety
Raikitra indray ny andiany faha-6 amin’ny fifaninanana basikety 3×3 “Alley Hoop”. Fifaninanana hatao ny 2 sy 3 novambra izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Hampiala voly ny tanora amin’ny alalan’ny basikety ny tanjona amin’ity “Alley Hoop 2024” ity, araka ny nambaran’ny filoha tale jeneralin’ny RDJ, Rasolojaona Tahiana, nandritra ny fampahafantarana […]
TARATRY ny KANTO
“Ny tranon’ny velona”. Io indray ny lohahevitry ny fampirantiana manaraka, hatao ao amin’ny Mozean’ny saripika, eny Anjohy. Mbola eo am-panomana, fa ny 9 novambra vao hisokatra ho an’ny besinimaro izany. Fampirantiana hanehoana ireo taotrano malagasy isan-karazany, maneho ireo kanto sy fahaiza-manao samihafa ao anatin’izay trano fonenana izay izy ity. Halefa […]
Foaran’ny fialamboly : hampivondronana ny karazana kilalao
Hotanterahina etsy amin’ny CCI Ivato, ny 2 sy 3 novambra izao, ny “Foaran’ny fialamboly”, andiany voalohany. Hetsika karakarakain’ny Magic Land. “Natao hampiroboroboana ny sehatry ny fialamboly eto Madagasikara sy hampivondronana ireo olona misehatra amin’ny tontolon’ny fialamboly anaty tambajotra sosialy isan-karazany ny tsenabe”, hoy Rafehivola Finaritra, tomponandraikitry ny hetsika, nandritra ny […]




