Tanora 21 mianadahy no nandray anjara tamin’ny fifaninanana adisisika fanentanana momba ny maha zava-dehibe ny fanabeazana ara-pananahana feno any an-tsekoly, izay notontosaina ny 12 aogositra hatramin’ny 15 septambra lasa teo. Nikarakara ny hetsika ny Vovonan’ny firaisamonim-pirenena misehatra amin’ny fahasalamana sy zo hisitraka fananahana ara-pahasalamana, ho fanamarihina ny Andro natokana ho […]
Taratra
Tetikasa Tsimbina : tokantrano 1 123 nisitraka vola
Miditra amin’ny andiany faharoa ny fisitrahana ny vola ho an’ireo ankohonana marefo, anatin’ny tetikasa Tsimbina. Natao, omaly, tetsy Mahamasina, ny fizarana izany, izay natrehin’ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Razafinjato Aurélie. Ireo nahafeno fepetra, nahavita nampiditra ny zanany an-tsekoly no nomena ny ampahany faharoa. Nanaraka ny toromarika fiofanana niaraka […]
Tetikasa Ankohonana Miarina : nosantarina ny tanàna vaovao eny Fieferamanga
Nomarihina teny Fieferamanga, distrikan’Arivonimamo, omaly, ny Andro maneran-tany ho an’ny toeram-ponenana. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa Ankohonana Miarina ny fifindra-monina hatao eny an-toerana. “Manoloana ny fitomboan’ny mponina an-tanàn-dehibe dia mitombo koa ny filana trano fonenana”, hoy ny sekreteram-panjakana miadidy ny Tanàna vaovao sy ny trano fonenana, Andriamanohisoa Gerard. Nosafidiana manokana i […]
Fampiroboroboana ny fizahantany: hatao any Morondava ny JMT andiany faha-46
Hotanterahina any Morondava ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny fizahantany andiany faha-46 (JMT), ho an’ny taona 2025. Tapaka izany taorian’ny fitsidihana nataon’ny minisitry ny Fizahantany sy ny asa tanana, Viviane Dewa, tany an-toerana, ny herinandro teo. Nahafahana nanombana sy nampiroborobo ny fizahantany ao amin’ny faritra izany. Malaza sy hamantaran’ny […]
Famatsiana: Ho avy tsy ho ela ny vary avy any Inde
Misokatra ankehitriny ny fanafarana vary avy any Inde. Ho tonga eto Madagasikara afaka iray volana ny vary nafarana. Efa tonga any Toamasina sy Toliara kosa ny vary avy any Pakistan. Ity farany izay efa mitobaka eny an-tsena amin’izao fotoana. Vidiana 145 000Ar ny iray gony ary 2 900Ar ny iray kilao miala […]




