Taratra

Fomba amam-panao : mihena ny isan’ny Malagasy manao ny famadihan-drazana

Fomba amam-panao, tanterahin’ny Malagasy avy eto afovoantany, ao anatin’ny vanim-potoana maintany sahala amin’izao ary telo taona aorian’ny nahafatesan’ny olona iray, farafahakeliny ny famadihan-drazana. Araka ny antotanisa eo anivon’ny tomponandraikitry ny kaominina maromaro anefa, miha mihena isan-taona ny Mala­gasy manao ity fomban-drazana ity. Mihena isan-taona, araka izany, ny isan’ireo ma­nao fangatahana hanao […]

Fampielezan-kevitra : mety tafakatra 300 tapitrisa Ar ny maka tarika iray

Andro vitsivitsy sisa no hisaina… Raikitra ny fampielezan-kevitra ! Hiasa mafy ny mpanakanto. Manao ahoana ny endriky ny tontolon’ny fifanarahana ao anatin’izany ? Dinika nifanaovana tamin’i Roberto, « manager » tarika Stéphanie. Gazety Taratra (*) : Amin’ny maha « manager »-nao, manao ahoana ny antso azonao momba ny fanafanana fampielezan-kevitra ? Roberto (-) : Efa maro amin’ireo nirotsaka hofidina ho […]

Fakafaka: Ka…Laza…

Ilaina ihany io amin’ny maha mpanakanto. Tsy tadiavina kosa anefa fa tonga ho azy. Mety tsy ho izay ihany koa fa vokatry ny tosika avy amin-javatra hafa toy ny dokam-barotra sy fampiasana vola totoafo. Mifangaro ireo eto amintsika hany ka manjary tafavondrona anaty kitapo iray. Samy kalaza ! Ka ny laza […]

Rajoelina Andry Nirina : « Kandidàn’ny fanamby, modely tamin’ny fikirizana »

Kandidà laharana faha-3 ao anatin’ny bileta tokana ny filoha teo aloha, Rajoelina Andry Nirina. Na­nomboka ny tao­na 2007 no nahitana azy voalohany tamin’ny se­ha­tra politika. « Fikirizana sy fanamby », teny roa azo hamehezana ny lalana nizorany. Taorian’ny antsapaka na­tao teny anivon’ny Vao­miera mahaleo tena mikarakara fifidianana (Ceni), omaly, dia […]

FANTINA sy FINTINA

Nivory tany Vienne, momba ny ady amin’ny kolikoly ny Bianco, ny CSI ary ny Arai. Nifarana ny herinandro teo izany atrikasa niarahan’ny rafitra isaky ny governemanta izany. Voaresaka ny fanamafisana ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena iadiana amin’ny kolikoly. Voatendry ho tale kabinetra eo anivon’ny Prezidansa, ny Jly Rasolondraibe Jean Yves. Misolo ny […]