Taratra

Is’Art Galérie : mandranty ny kantony i Mahery Rakotomalala.

Nosokafana ny 31 aogositra ary tsy hifarana raha tsy ny 30 septambra 2023 ny fampirantiana, tanterahin’i Mahe­risoa Rakotomalala, eny amin’ny Is’Art Galérie Ampa­sanimalo. « Brulent les masqus » io no lohatenin’ity fampirantiana ity. Am-polony ny asa tanana haseho ao, asa tanana izay manana ny mampiavaka azy. Maro sahady ireo efa tonga nijery […]

TARATRY ny KANTO

Village Culturel Andohatapenaka. Mitohy hatrany ny fampialana voly, eny amin’ny an-toerana, ato anatin’izao lalaon’ny Nosy izao. Ho an’ny fampisehoana anio, hanafana ny sehatra ny Reko Band, Trio II G5, Denise. Mbola mitohy ihany koa ny ranty samihafa maneho ny hakanto sy ny maha izy ireo nosy ato amin’ny ranomasimbe Indianina. […]

Samy mandroritra amin’izay tiana : niova fototra ny kolontsaina malagasy

Miverimberina hatrany ny hoe « manan-karena kolontsaina ny Malagasy ». Raha ny fahamaroana, ekena io. Rehefa miditra amin’ny maha harena azy, mahita zavatra hafa. Iray amin’ireny ity tranga ity. Hira iray fa misy karazany maro no hikaloana azy. Ilay hirain’iza no tena « Imiangaly no manina » ? Misy an’iny tohiny lavabe iny ve ny […]

faritra Vakinankaratra : matanjaka ara-toekarena sy manan-karena ara-boajanahary

Anisan’ny ahafantaran’ny maro ny faritra Vaki­nan­karatra ny famokarana ny filàna ara-tsakafo rehetra sy ny fiompiana. An­koatra izay, ma­nan-karena toeram-pizahantany maro samihafa koa izy. Mampan­droso sy mitazona ny maha izy azy ny faritra ny fananana izany. Mahatonga azy matanjaka ara-toekarena tena avo lenta. Anisan’ny faritra heverina ho mahavita tena ara-tsakafo raha […]