Misy fiakarana kely ny maripana ambony indrindra fa ny maripana ambany indrindra dia tsy hisy fiovana fa mbola hangatsiaka hatrany. Eto Antananarivo 6°C – 22°C ny maripana raha hidina hatramin’ny 2°C ny ambany indrindra any Antsirabe. Momba ny toetry ny andro, ny tolakandro, handrahona mitsitokotoko any Ambatosoa sy Analanjirofo. Hibaliaka […]
Taratra
“Tsenaben’ny tanora”: hahafahan’ny tanora mitady lalam-barotra
Hotanterahina ny 5 sy 6 jolay izao, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny andiany voalohany amin’ny hetsika « Tsenaben’ny tanora ». Foara karakarain’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena, hahafahan’ny tanora mitady lalam-barotra. Maro, araka ny nambaran’ny minisitra Ramonjavelo Valéry, ny fampiofanana nomena ireo Malagasy, tanora, manerana ny Nosy, ka fotoana izao hampisehoan’izy […]
Fitaterana an-dalamby : olona 11 000 entanina amin’ny aroloza
Manohy hatrany ny fanentanana ny mponina mipetraka manamorona ny lalamby mampitohy ny seranan-tsambon’i Toamasina sy ny ozininy ny orinasa Ambatovy. Fiaraha-miasa amin’ny orinasa Madarail, ho fiarovana ny fahasalamana sy ny arolozan’ny mponina manodidina ny toerana iasany, ny antony. Olona 11 000 eo ho eo no entanina amin’izany aroloza izany, amin’ity […]
Governemanta Koreanina : nanome vary 10 000 t, mitentina 9 tapitrisa dolara mahery
Hampitomboin’ny Repoblikan’i Korea avo roa heny ny lanjan’ny vary ho an’ny Pam, amin’ity taona ity. Firenena 11 no tohanan’ny Korea ka ahafahan’ny olona 7 tapitrisa isa hisitraka sakafo. Nanolotra vary 10 000 t ho an’ny fanjakana malagasy, tamin’ny alalan’ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny sakafo (Pam) ny Repoblikan’i Korea. Mitentina 9,4 […]
DAKA AN-JORONY: Aza manao sokatra nilatsaham-baratra ê!
Maro ny manontany tena amin’izao fotoana izao, raha misy taranja mizotra sy mandeha araka ny tokony ho izy eto Madagasikara? Fanontaniana saro-baliana izany, hatreto. Am-boalohany, mihazakazaka sy mampanantena hanao zavatra avokoa ireo mikendry ny toeran’ny filoha hitantana ny taranja isanisany. Vao tonga eo amin’ny fitantanana, ny fitantarana olana no laharam-pahamehana […]




