Nivory tao amin’ny minisiteran’ny indostia, ny varotra, ny fanjifana(Micc), omaly 2 febroary, ireo tompon’andraikitra samihafa avy amin’ ny minisitera. Nitarika izany ny tale jeneraly momba ny indostria, Ramindo Gaetan, sy avy ao amin’ny GEFP (1) sy EDBM (2). Nampahafantarina ireo dingana tsy maintsy arahina raha hanangana orinasa fanaovan-damba. Anisan’ny dingana […]
Taratra
Orinasa STOI : zezika 10 t ho an’ny tantsaha traboina
Misy ny fanamafisana ny fiaraha-miasan’ny orinasa tsy miankina STOI, anisan’ny mpamokatra zezika biolojika sy ny fanjakana malagasy. Natolotr’ity orinasa ity teny amin’ny ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), ny 31 janoary teo, ny zezika biolojika taroka milanja 10 taonina. Entina hanohanana ny tantsaha mpamokatra, tratry ny rivodoza Cheneso farany […]
Orinasa madinika : mitombo ny vehivavy mpitantana
Mitombo isa hatrany ny vehivavy mitantana orinasa eto Madgasikara, indrindra fa orinasa madinika sy salantsalany. Raha ny tarehimarika farany navoakan’ny SFI * tamin’ny faran’ny taona 2021, dia 35 % ny vehivavy mitazona orinasa madinika, 28,2 % mitantana orinasa salantsalany, ary 9 % mitarika orinasa vaventy. Eto Madagasikara no anisan’ny be […]
Fotodrafitrasa: mitohy ny fanamboarana ny teleferika
Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra, ny alarobia 1 febroary teo, ny fampahafantarana ny fivoaran’ny asa fanamboarana ny fotodrafitrasa teleferika, na fitaterana mihantona ampiasana tariby (TPC). Efa manomboka ny fanamboarana ny zotra Anosy-Soarano-Ambatobe. Tsy misy intsony ny sa-kana, satria efa nankatoavin’ny banky Société générale, ny 31 janoary 2023 teo, ny famoahana ny […]
Toetr’andro : ahina mafy ny rivodoza amin’ny herinandro
Nanazava ny mpamantatra ny toetry ny andro etsy Ampandrianomby fa vinavinaina hanome vahana ny fiforonana rivodoza ao amin’ny Ranomasimbe Indiana sy ao amin’ny lakandranon’ny Mozambika ireo fepetra an-dranomasina sy ny atmosfera amin’io herinandro miditra io (06 – 12 Febroary 2023). Misy fanahiana kely ho an’i Madagasikara ny amin’izany fiforonana andro […]