Niatrika ny famaranana ny « Mondial Qatar 2022 », mbola manohy ny lalany eo amin’ny « Ligue des Champions » any Eoropa, mamiratra ao amin’ny « Ligue » Frantsa. Kylian Mbappé, ilay kintan’ny baolina kitra frantsay. Araka ny vaovao ofisialy, ity lohalaharan’ny Bleus sy ny PSG ity no voahosotra ho mpilalao nahatafiditra baolina be indrindra nandritra […]
Taratra
Slam- Amboara eran-tany : vonona tanteraka i Hichim
Hifantoka amin’ny fiatrehana ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany eo amin’ny “Slam” i Abdoul Anlim Abdillah na Hichim. Fifaninanana izay hotanterahina ny 15 mey hatramin’ny 20 mey 2023 any Paris. “Tsy hijery izay ho mpifaninana amiko aho, fa ny tsara indrindra avy amiko no omeko, ho voninahitr’i Madagasikara sy ny […]
Fomba tany: mihatra ny fadin-tany ho fiarovana ny voly vary
“Raha tiana honenana ny tany, ny satany no mila arahina”. Maro ny fomba sy ny fady amin’ny tany sasany no tsy voahaja sy tsy misy intsony. Mbola maro ihany koa anefa ny mbola mipetraka sy voahajan’ny mponina ao aminy. Nanomboka nampihatra ny fadin-tany isaky ny vohitra manana lemaka misy voly […]
Tenisy – « United Cup »: resy indray i Rafael Nadal
Notanterahina, omaly, tany Aostralia ny andro faharoa amin’ny fifaninanana taranja tenisy “United Cup”. Faharesena faharoa indray no azon’ ilay Espaniola, Rafael Nadal, rehefa niondrika teo anatrehan’ ilay Aostralianina, Alex De Minaur, tamin’ny seta 2 no ho 1 ( 3/6, 1/6, 5/7). Fihaonana natao tao Melbourne. Mihintsana avy hatrany izany ity […]
Firariantsoan’ny mpitantana fanatanjahantena
Rakotozafy Rosa, Tale jeneralin’ny spaoro, MJS Miarahaba ny mpitantana sy mpanao fanatanjahantena rehetra. Mirary fahombiazana tanteraka, indrindra amin’ny fiatrehana ireo lalao iraisam-pirenena isan-karazany ho an’ny taona 2023 izay hahitana ny lalao afrikanina, ny “Jeux de la Francophonie” ary indrindra ny Lalaon’ny Nosy izay hatao eto Madagasikara. Anaty fifehezantena tanteraka, fahazotoana […]