Tra-tehaky ny mpitandro filaminana avy ao amin’ny CSP4 ny lehilahy iray mpangalatra moto tetsy Antohomadinika IVO, afakomaly. Naharay fampahafantarana avy amin’ny vehivavy iray ny polisy fa very nisy nangalatra tao amin’ny faritry ny ANS Ampefiloha ilay kodiaran-droa nandritra ny fankalazana ny hetsiky ny skoto. Marika Yamaha io moto io ka […]
Taratra
TSELATRA
Raikitra indray ny fifampikasihan-tanana nataon’ ny samy mpino teo anivon’ny fiangonana Jesosy Mamonjy Tsarahonenana, omaly atoandro. Tsy fifankahazoana eo amin’ireo mpino izay nizara ho ankolafy roa miangona amin’io toeram-pivavahana io no nitarika ny sakoroka. Olona 50 hiakatra fampanoavana anio. Tafaverina amin’ny mpitandro filaminana ilay fitaovam-piadiana « pistolet MAT 49 » very nateraky […]
Nanolana ny zana-badiny : Raikely naiditra am-ponja
Tratra ilay raikely nahavanon-doza ny 22 febroary teo. Simba tanteraka vokatry ny fanolanana nataon’io lehilahy io ilay ankizivavy 5 taona, tao Mahabe, kaominina Brieville. Nifampitadiavana nanomboka ny faran’ny volana janoary teo, tratra ihany ilay raikely nanolana ny zana-badiny tao Mahabe, kaominina Brieville, distrikan’i Tsaratanana, ny 22 febroary teo. Niezaka nanafina […]
Tontolo maitso: hambolena hazo 40 000 ha ny faritra 23
Mitohy hatrany ny ezaka amin’ny fampiroboroboana ny fambolen-kazo manerana ny Nosy. Ankehitriny, velaran-tany 19 423 ha no efa voavoly hazo hatramin’ny niandohan’ny taom-pambolen-kazo 2023-2024, izany hoe, 48,56% ny tanjona nofaritana. Tanjona ny hamboly hazo amina velaran-tany 40 000 ha amin’ireo faritra 23, ho an’ity taona ity, raha toa ka amina velarana 75 000 ha […]
VAOVAO TAMBATRA
Maherin’ny 30 000 t ny tahirim-bary nafarana ao Toamasina, hiatrehana ny maitsoahitra. Milanja 25 000 t ireo tahiry ao amin’ny toeram-panatobian’ entan’ny mpandraharaha ara-barotra, raha toa ka eny amin’ny seranan-tsambo kosa ny 7 000 t. Tsy atahorana ny tsy fahampiana eny an-tsena, mandritra io vanim-potoana io. Vonona hanome tanana ny minisiteran’ny Fambolena […]




