Taratra

“Printemps des Poètes 2023” : nahazo ny anjarany ny rehetra

Notontosaina teny amin’ny Alliance Française de Tana­narive, AFT Andavamamba, omaly ny hetsika “Printemps des Poètes 2023”, andiany faha-25. Hetsika natao hanehoan’ireo mpahay kanto ma­nana ny maha izy azy eto amin­tsika ny traikefany eo amin’ny hay kantony avy. Ny Aft An­davamamba sy ny masoivo­hon’i Frantsa no nikarakara ny hetsika, niaraka tamin’ny […]

Lydie Ratefiarison – « Tsara hira tsara mozika »: « Hampitomboina ny fahalalana ny hira bagasy

Iray amin’ireo mampiavaka ny hira malagasy ny bagasy. Na izany aza, mbola vitsy ihany ny mahafantatra azy ity. Ho fanarenana ny lesoka, hisy ny fifaninanana « Tsara hira tsara mozika ». Hifarana ny 30 marsa izao ny fisoratana anarana amin’ilay fifaninanana « Tsara hira tsara mo­zika » karakarain’ny Sehatra Bagasy. « Tanjona ny hampitombo ny […]

FIM 2023 : hiompana amin’ny fanajana ny tontolo iainana

Hotanterahina ny 11 ha­tramin’ny 14 mey izao, etsy amin’ny Forello Tanjombato ny Foire Internationale de Madagascar (FIM), andiany faha-17. Hiompana amin’ny fanatsarana sy fampahafantarana ny zava-misy momba ny fanajana ny tontolo iainana maharitra ny hetsika, raha ny nambaran’ny mpikarakara. “Hisy fampirantiana ma­neho izany eny an-toerana mba hanentanana ny rehetra handray […]

New York : fivoriambe mikasika ny rano

Nanomboka ny 22 marsa teo, any New York, ny fivoriamben’ny firenena Mi­kambana (ONU) andinihana lalina mikasika ny rano. Tombanana ny zava-bita aty antenantenany mikasika ny fanatrarana ny tanjona ato anatin’ny 10 taona (2018-2028), ny « rano ho an’ny fam­pandrosoana maharitra ». Miaraka mitarika ny fivo­riana ny governemanta any Tadjikistan sy Pays-Bas. An­koatra […]