Mihenjan-droa ny tady, eo amin’ny olom-boafidy iray ao Belo sur Tsiribihina sy ireo mpitandraka vatosoa ao amin’ny fokontany Fenoarivo kaominina Ambalamahatsara, distrikan’Ambatofinandrahana, faritra Amoron’i Mania. Nahazoan’ny olon-tsotra miisa telo alalana hiasa, hanara-maso ny faritra ao amin’ny karieram-bato «spodumène sy triphane» araka ny fahazoan-dalana PRE laharana « 3273 » io toerana […]
Taratra
Ady amin’ny kolikoly : nankalazaina ny Andro iraisam-pirenenana
Anisan’ny hetsika tafiditra anatin’ny velirano fahatelo napetrak’Andriamatoa Rajoelina Andry, Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara, ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena amin’ny ady amin’ny kolikoly. Tonga nitarika ny fankalazana ny faha 20 taonan’izany hetsika izany, i Mahatante Paubert, minisitry ny Jono sy ny Toe-karena manga (MPEB),teny Ampandrinomby, omaly. Toga nanatrika izany koa ny mpanolon-tsaina […]
Tsy fahampian’ isa : misahana 28.000 ha ny teknisianin’ala iray
Tsy mahasahana ny velaran-tany rakotra ala raha ny isan’ny teknisianina eo amin’io sehatr’io ho an’i Madagasikara. Miandraikitra velaran’ala 28.000 Ha ny teknisianina iray raha toa ka tokony 250 Ha izany. “Misy ireo toerana izay sarotra tantanina noho io tsy fahampian’ny isa io”, hoy ny mpandrindra nasionaly eo anivon’ny Ministeran’ny tontolo […]
Ady amin’ny Kolikoly : ady tany no itoeran’ny fisolokiana be indrindra
Nankalazaina omaly 9 desambra 2022 ny Andro iraisam-pirenena ny ady amin’ny kolikoly. Nanentana sy nanamafy izany ady izany ny CSI * ho fantatry ny rehetra ka nanokana famelabelaran-kevitra amina lohahevitra « ny ady amin’ny kolikoly ao anatin’ny fanajana ny zon’olombelona ». Noresahina : ady tany eny amin’ny fitsarana, nataon-dRtoa Rakotobe Nelly, mpitsara ; momba […]
Fananan-tany : mampanahy ny fokonolona ny didim-pitsarana sy ny lafiny lalàna
Saika ahitana olana avokoa manerana ny faritra maro, ary anisan’ny tena fototry ny olana ny famoahana didim-pitsarana. Eo koa mikasika ny lalàna mifehy ny fananan-tany, toy ny sata mifehy ny tany navelan’ny mpanjanantany, izay tokony efa miverina amin’ny fanjakana ary hisitrahan’ny mponina nanajary. Mahatsapa ny fikambanana Sehatra iombonana ho an’ny […]