Manomboka ho hita amin’ny fahitalavitra ny « The Voice Africa » amin’ity volana ity, hahitana ny talentan’ny afrikanina, sady fialamboly. Airtel Africa, iray amin’ireo mpandraharaha amin’ny fifandraisan-davitra sy fikirakirana ara-bola, 14 taona nisy taty Afrika nanambara fa handrasana io fandaharana io manomboka amin’ny 26 marsa 2023. Mpanohana ny fandaharana ny Airtel Africa […]
Taratra
Kitra – Fifanintsanana «Can 2023» : Roandey no hitsara ny lalaon’ny Malagasy sy i Centrafrique
Iray andro mialoha ny lalao mandroso hikatrohana amin’i Centrafrique ny Barea de Madagascar, anio. Vonona ny ekipa roa tonta hiatrika izany. Hitantana ny lalao ireo mpitsara avy any Rwanda. Avy atsy Maorisy ny “commissaire au match”. Hitantana ny fihaonana eo amin’ny Barea de Madagascar sy ny Les Fauves du Bas-Oubangui […]
« Andron’ny ala » : anisan’ny tsindry manimba ny ala ny fifindra-monina
Natokan’ny Firenena Mikambana (ONU) hankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny ala ny 21 marsa. Nanamarika izany koa i Madagasikara, ka natao tany amin’ny foiben’ala any Manankazo Ankazobe ny fanamarihana tamin’ny fomba ofisialy, omaly. Lohahevitra noraisina ny hoe : «Ny ala sy ny fahasalamana». Nisy ny fambolena volobe manamorona ny renirano, sady […]
Krizy sosialy : vahaolana ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina
Manana anjara toerana lehibe amin’ny fampiroboroboana ny toekarena sy famahana olana sosialy ny sehatra tsy miankina. Manoloana ny krizy goavana lalovan’ny firenena malagasy, manan-danja ny fijerena akaiky ny olana sedrain’ny fandraharahana amin’ny ankapobeny. «Ny sehatra tsy miankina sy ny mpandraharaha no afaka mamorona asa. Rariny sy hitsiny izany raha atao […]
Fampisehoana: nampahafantarina tany Qatar ny asa tanana malagasy
Ezaka ataon’ny minisiteran’ny Asa tanana sy ny taozavatra izao ny mampahafantatra ny asa tanana vita malagasy any ivelany. Natao izany tany Quatar ny 6 hatramin’ny 10 marsa 2023 teo, nandefasana mpanao asa tanana malagasy. Nampahalala ny asa tanana malagasy tany ivelany ny minisitera. Ankafizin’ny olona ny vita malagasy, hoy ny […]