Tra-tehaky ny zandary ny lehilahy iray nisandoka ho zandary teny Ivato, omaly. Nitondra ny anarana Sefo Fidy, nisoloky olona maro tamin’ny alalan’io fisandohana andraikitra io ity lehilahy ity. Angalany vola ireo olona ary milaza ho mahavita mandamina raharaham-pitsarana koa izy. Rehefa anantonan’ireo olona nandoa vola taminy izy andro vitsy taorian’ny […]
Taratra
Tsy nahay nampiasa basy… : tratra ireo jiolahy mpanao fanafihana
Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria (CSP) Maintirano ireo andian-jiolahy tompon’antoka tamin’ny fanafihana mitam-piadiana ao amin’ny faritra Melaky, afakomaly. Malaza ratsy amin’ny halatra mitam-piadiana. Naharay antso ny polisy, misy andian’olona mandroba sady mampiasa fitaovam-piadiana tamin’io fotoana io. Nandritra ny kerimesy tao amin’ny fokontany Marodoka, CU Maintirano no nitrangan’izany. Nambanan’izy […]
Antsirabe II : dahalo mpangalatra omby matin’ny fokonolona
Narian’ny havany hatramin’ny fatiny ! Dahalo raindahiny amin’ny halatra omby no matin’ny fitsaram-bahoaka tao Antsirabe II, afakomaly. Nizara roa ny lohany. Tapaka ny tendany. Matin’ny fitsaram-bahoaka ny dahalo iray tany Antsirabe II . Nalevin’ny fianakaviany sasantsasany toy ny nandevina biby ity mpangalatra omby iray matin’ny hatezeram-bahoaka tao Bemahatazana ity. Nangalatra omby miisa […]
Minisiteran’ny Fiarovam-pirenena : nahazo fitaovana fanapotehana basy tsy ara-dalàna
Raitra! Izay no azo ilazana ireto fitaovana nomen’ny Firenena Mikambana sy ny firaisambe Afrikanina mba hamotehana ireo basy tsy ara-dalàna miparitaka eto Madagasikara. Mitentina 100 000 dolara ny tetibidiny. Misy ny paika hiadiana amin’ny fiparitahan’ny basy tsy ara-dalàna eto Madagasikara tamin’ny alalan’ ny fifanarahana iraisam-pirenena momba ny fivarotana fitaovam-piadiana “traiter sur […]
Ho lavitry ny loza !
Fiteny mahazatra isan-taona rehefa fetin’ny Paka tahaka izao ny hoe fety ieren-doza. Samy manezakezaka avokoa ny ankolafin-kery rehetra misy eto amin’ny firenena manao izay hanatrarana ny tanjona. Torak’izany ny isan-tokantrano, mitady ny fomba hanaovana fety am-pahatsorana sy arakaraka izay ho enti-manana. Tsy misy maharatsy ny fanaovam-pety tokoa, fa mila fifehezan-tena […]