Taratra

Notorian’ny fibaikoana : Kolonely roa nahazo sazy roa taona

Nomelohin’ny fitsarana sazy mihantona 2 taona an-tranomaizina ireo kolonely roa eo anivon’ny Foloalindahy voarohirohy tamina raharaha fanohintohinana ny fiandrianam-pirenena mialoha ny fotoana nanatanterahana fifidianana filoham-pirenena farany teo. Nivoaka omaly ny didim-pitsarana manenjika ireto manamboninahitra ambony ireto. Ny 16 janoary 2024 teo no notsaraina teo anivon’ny fitsarana ady heloka bevava ny […]

SOMBIM-BAOVAO

1 067 ny isa azon-dRasoanaivo Razafy Laura, hatramin’izao, taorian’ny “Grand Slam de Paris”, judo, natrehiny farany teo. Mbola tsara toerana izy, ao ana­tin’ny fifanintsanana amin’ny “lalao Olympika”, na dia teo aza ny fahareseny ary mbola ao anatin’ny fanomanana tanteraka. Nahatontosa lalao fifaninanana basikety lalao­vin’olona telo, eo amin’ny sokajy zazavavy latsaky […]

Volley : ho avy eto ny CAVBZ 7

Araka ny efa nampahafantarin’ny eo anivon’ny Federa­siona malagasin’ny volley-ball, ho avy eto Madagasikara ny solontenan’ny CAVB Zone 7, hanara-maso mahakasika ny fanomanan’i Madagasikara, ny fiadiana ny tompondakan’ny klioba eto amin’ny faritra faha-7. Fantatra fa ny 15 febroary izao no ho avy eto izy ireo, araka ny loharanom-baovao avy amin’ny FMVB. […]