Taratra

Basikety-BAL : tapitra hatreo ny lalan’ny Cospn

Nifarana hatreo ny fandraisana anjaran’ny ekipa ma­lagasy Cospn,amin’ny fifaninanana BAL (Basket ball Africa League). Faharesena intelo nisesy no azony, tamin’ny fifaninanana “Elites 16”, nanomboka ny talata lasa teo, tany Johannesburg Afrika Atsimo. Efa taorian’ny fifandonana nanoloana ny Ferro­viario Da Beira Mozambika, ny alarobia 23 novambra, no fantatra fa tsy isan’ny […]

Handball – IHF Trophy U20 lehilahy: tsara fanombohana ny Akio Madagasikara

Nahomby ny Akio androany, tsara ny vokatra azon’izy ireo tamin’ity fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra fahafito ity, taranja handball, sokajy U20 zazalahy i Madagasikara, lavon’izy ireo tamin’isa 38 sy 28 ny Maorisianina. Lavon’ ny Akio de Mada­ga­sikara tamin’ny isa 38 sy 28 ny Maorisia­nina. Lalaom-panokafana no­tanterahina tao amin’ny lapan’ny fanatanjahantena […]

Farimbon-tsendikaly Jirama: “Hatsaraina ny tolotra ho an’ny mpanjifa”

Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny Farimbon-tsendikaly eo anivon’ny Jirama, ahi­tana ny Sat/Jir, Semm, Usam, Fisemare, Malaimisa­ra­ka, SRMM, Sekrima, TM. Nambaran’izy ireo tamin’izany fa vonona hanatanteraka ny asany ny mpiasan’ny Jira­ma. “Ho fanatsarana ny tolotra ho an’ny mpanjifa eo ambany fiahian’ny fitondram-panjakana izany. Tohananay sy ankasitrahanay koa ny ezaka fanarenana ataon’ny […]

Famahana olana: mitaky ny hiverenana any ifotony ny Hiffim

“Mahatsapa izahay raha izao iainan’ny firenena izao amin’ny maha olom-pirenena, tsy maintsy miverina ifotony isika. Miverina amin’ny maha Malagasy, miainga avy any ifotony: na ny rafitra apetraka, na ny fomba fitantanana amin’ny ankapobeny, na ny fampandrosoana”, hoy ny Hetsika iombonana ho an’ny fanarenana sy fanorenana ifotony an’i Madagasikara (Hiffim), Rako­tomalala […]

Mpisolovava ny SGM: “Tsy ara-dalàna ny fanapahana karama”

“Ny manampahefana afa-manapaka ny karaman’ny mpi­karidraharaha dia ny minisiteran’ny Asam-panjakana irery ihany. Tsy tapatapahina toy izao fotsiny ny karama, fa tsy maintsy mandalo filankevitra fifampifehezana”, hoy ny Me Rafidison Eric, teny Anosy, afakomaly, manoloana ny fanapahana karama an’ireo mpirakidraharaha fitsarana miisa 56 noho ny fitokonana na efa nisy aza ny […]