Taratra

Miaka-bokatra… : nankalaza ny «Fandroana» i Ambahive

Nifarana, omaly, ny telo andro fankalazana ny fomban-drazana antsoina hoe “Fan­droana”. Notanterahina tao amin’ny fokontany Nameha, kaominina Ambahive, distrika Manakara ny ivony. Anton’ny hetsika ny fahavitan’ny mosary sy ny fahasahiranana satria miakatra ny voka-bary sy ireo fambolena maro samihafa. Maro ny hetsika nataon’izy ireo nandritra ny fankalazana. Nana­tan­teraka joro sy […]

“Festival Donabe” : homena lanja ny haikanto

Tontosaina any Antsohihy, manomboka ny 21 hatramin’ ny 23 jolay 2023, ny « Festi­val Donabe » andiany voalohany. Ny mpanakanto Dadi love, miaraka amin’ny mpiara-miombona antoka aminy sy ny tomponandraikitra ara-panjakana any an-toerana no mikarakara izao hetsika lehibe izao. Seho ara-kolontsaina sy fifaninanana maro no hameno izany fotoana hanaovana ny hetsika izany. […]

Fetin’ny mozika : handray an-dry Raboussa, Vy Mamay… ny IFM

Mitohy hatrany ireo seho an-tsehatra tafiditra ao anatin’ny hetsika « Fetin’ny mozika ». Toerana maro no ahitana izany. Iray amin’ireny ny etsy amin’ny IFM Analakely, anio. Fitendrena piano, mozika rap, tononkira mien­tana… Hanana endrika samy hafa kanefa mifameno amin’ny maha mozika azy ny seho hotontosaina anio, etsy amin’ny Institut Français Madagascar (IFM) […]

Depiote Randrianasolo Augustin :”Tsy izahay no manoratra ny fanitsiana tetibola”

“Tsy izahay no manoratra ny volavolan-dalàna fanitsiana ny tetibolam-panjakana (LFR) ka hoe tsy nisiany, fa izahay aza mba niandry. Ny mpanoratra an’izay no tsy nanao. Anjaran-dry zareo izay. Izy no mahita ny antony.” Io ny fanehoan-kevitry ny depiote ao Marolambo, Fari­tra Atsinanana, Randrianasolo Augustin. Efa nambaran’ny eo anivon’ny mpanatanteraka ny […]