Taratra

Fikambanana Daholo : manampy ny tanora hanana asa

Nikarakara hetsika “Fo­rum des métiers” ny fikambanana Daholo, ny zoma lasa teo. Natao tetsy amin’ny Ly­cée privée Fanavotana Antsa­lovana 67ha. Tanjona ny ham­piofana ny tanora eo amin’ny tontolon’ny asa. Misedra ola­na ny tanora malagasy amin’ny fitadiavana asa manerana ny Nosy. Sakana ny tsy fananan’ireo ankizy vao nahavita fianarana fahaiza-manao eo […]

« MVola Epargne » : niakatra ho 4% ny tahan’ny fitahirizam-bola

Anisan’ny voalohany ! Nosantarina ny taona 2017 ny tolotra «MVola Epargne», fitahirizam-bola amin’ny finday, tamin’ny taha 2% isan-taona. Azo atao ny mitahiry vola hatramin’ny 100 tapitrisa Ar nanomboka ny taona 2022. Ankehitriny, niakatra ho 4% isan-taona ny tahan’ny vola tahirizina ao amin’ny «MVola Epargne», izay taha ambony indrindra eo amin’ny […]

Fivoriana tany amin’ny ONU : ny zo sy ny fitantanana maharitra ny ranomasina

Natao ny 20 febroary hatramin’ny 3 marsa teo, tao amin’ny foiben’ny firenena Mikambana (ONU) any New York, ny fiverenana nandinihina fanindroany, ny lafiny zo mikasika ny ranomasina. Voakasik’izany izay mifandraika amin’ny fiarovana sy ny fitantanana maharitra ny tontolo mananaina rehetra, mifanaraka amin’ny lalàna isaky ny firenena isanisany avy. Efa natao […]

Ranomasimbe indianina : fahalalana kokoa ny trozona misy vozona

Manomana ny hetsika «Humpback Whale Con­gress» (HWWC), andiany fahatelo any amin’ny Re­poblika Do­minicaine, ankehitriny, ny fi­kambanana Céta­mada Mada­gasikara, tarihin’ny Dr. Sa­loma Anjara. Loha­hevitra noraisina ny hoe «Toekarena manga ho an’ny fampandrosoana maharitra». Niforona ny taona 2015 teto Madaga­sikara ny fikambanana tany amin’ny Nosy Sainte Marie, nandritra ny hetsika manokana ho […]