Taratra

Asan-jiolahy: vilany iray nitifirana raim-pianakaviana

Vono olona mahatsiravina miharo fandrobana ! Maty teo no ho eo ny raim-pianakaviana iray notafihan’ny jiolahy enina nitam-piadiana tao Antarata, fokontany Antongo, distrikan’Ivohibe ny 1 desambra teo. Nahazo antso avy amin’ ny solontenan’ny an­drimasom-pokonolona ny zandary fa nitrangana asan-jiolahy tao Antarata, ny alin’ny faran’ny taona teo. Nidina nijery ny zava-misy tao […]

Kylian Mbappé: mpilalao mpamono baolina be indrindra 2022

Niatrika ny famaranana ny « Mondial Qatar 2022 », mbola manohy ny lalany eo amin’ny « Ligue des Champions » any Eoropa, mamiratra ao amin’ny « Ligue » Frantsa. Kylian Mbappé, ilay kintan’ny baolina kitra frantsay. Araka ny vaovao ofisialy, ity lohalaharan’ny Bleus sy ny PSG ity no voahosotra ho mpilalao nahatafiditra baolina be indrindra nandritra […]

Tenisy – « United Cup »: resy indray i Rafael Nadal

Notanterahina, omaly, ta­ny Aostralia ny andro faharoa amin’ny fifaninanana taranja tenisy “United Cup”. Faha­resena faharoa indray no azon’ ilay Espaniola, Rafael Nadal, rehefa niondrika teo anatrehan’ ilay Aostralianina, Alex De Minaur, tamin’ny seta 2 no ho 1 ( 3/6, 1/6, 5/7). Fihaonana natao tao Mel­bourne. Mihintsana avy hatrany izany ity […]