Taratra

Eran-tany

Hamafisina ny fanofanana ireo mpitantana hotely any Rwanda amin’ny fahaizana mandray mpizahatany. Maro ireo Onivesite sy Ivontoerana mampanantena fari-pahaizana manokana momba ny fandraisam-bahiny. Nambara, ohatra, izay tokony hatao minitra vitsy alohan’ny ora fisakafoana sy fahatongavan’ireo vahiny. Tokony hahalala tsara izay tokony hataony ireo mpandray mpizahatany, hahafantaran’ireo vahiny tsara ny tokony […]

Seranan-tsambo Ehoala : 400 ha afaka hifaninanana amin’ny sehatra maro

Anisan’ny ampandrosoana ny toekarena any amin’ny faritra Atsimo, Madagasikara amin’ny ankapobeny mihitsy ny fisian’ny seranan-tsambo Ehoala, any Taolagnaro. Se­ranan-tsambo goavana io mampiseho ny fiaraha-miasa eo amin’ny Rio Tinto, mpitrandraka fasimainty sy ny seranana ao Ehoala. Misy ihany koa ny andraikitry ny APMF (1) sy ny tetikasa PIC (2) 400 ha […]

Madagasikara sy Chine : Betsaka ny fifanakalozana ara-barotra anatiny sy ivelany

Ny varotra ivelany manan-danja lehibe eto Madagasikara amin’ny fampandrosoana ny toekarena. Firenena maharay harinkarena hatrany amin’ny 49 % , vola miditra avy amin’ny ladoany, hetra sy TVA avy amin’ny fanafarana entana raha ny fahitan’ny Banky iraisam-pirenena azy. Manana ny toerany ny varotra ivelany eto Madagasikara, firenena maharay ampahany betsaka avy […]

Mifanimbazimba ny samy Malagasy: niteraka resabe ny zava-niseho teny Ambohimanga

Vao niatomboka andro vitsy ny taona 2023, nipoirana zava-mahavariana teny Ambohimanga, araka ny voalaza sy miparitaka be ao anaty tambajotran-tserasera. Voalaza fa nisy nametaveta ireo toerana manan-kasina. Niparitaka tao anaty tambajotran-tserasera samihafa ny vaovao nilaza fa : «Fotoana manan-tantara ny andro androany 29 desambra teny Ambohimanga izay niarahana tamin’ny tobim-pifohazana […]