Taratra

Kitra – «Chan 2023»: niala tao amin’ny Barea i Tsilavina (Drogba)

Toe-javatra sady mahamenatra no mampalahelo no nitranga teo anivon’ny Barea Chan, ny faran’ny herinandro lasa teo. Nandao ny namany ary tsy ho anisan’ireo ho any Alzeria, i Tsilavina (Drogba). Noho ny tsy fanekena ny fitsipi-pifehezana ny antony. Nambaran-dRakoton­drabe Romuald Felix (Roro), mpanazatra ny Barean’i Madagasikara, hiatrika ny Chan 2023, omaly, […]

AFT Andavamamba : hanokatra ny “seho 2023” i Mirado sy Reko Band

Hamarana ny fankalazana ny faha-75 taonany ny Alli­ance Française Antananarivo. Homarihana amina fampisehoana, izay hanokatra ny taona ihany koa anefa izany hoan’ity ivotoeram-pampianarana sady ivon-kolontsaina etsy Andavamamba ity. Nosa­fidian’izy ireo hiray sehatra amin’izany i Mirado sy ny Reko Band, ny asabotsy 7 janoary izao, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro. Mpanakanto […]

Taona 2023 – Raha tsy mitandrina…: ho potika tsy ho ela ny kolontsaina malagasy

Manana ny mampiavaka azy manoloana ny an’ny hafa ny kolontsaina malagasy. Tao anatin’ny fotoana naharitra, niezaka ny nanimba izany ny vahiny sy ireo Malagasy saribakoliny. Hanao ahoana ny mety hanjo azy ity atsy ho atsy ? Tsy lavaka tsotra intsony fa efa hantsana lalina no ivarinan’ny kolontsaina malagasy amin’izao vanim-potoana izao. […]