Ny volana manodidina ny fiandohan’ny taona vaovao toa izao ny fotoana mahasarika ny olona hividy entana sy kojakoja ao an-tokantrano, raha ny fanadihadiana natao. Eo anelanelan’ny volana desambra hatramin’ny volana marsa eo izany, raha ny fanazavan’ny mpivarotra nanontaniana. Maro ny antony mahatonga ny ankamaroan’ny olona manavao sy manolo ireo fitaovana […]
Songadina
An-drenivohitra sy ny manodidina : vokatry ny toe-tsain’ny mpamily ny mahatonga ny fitohanan’ny fiara
Zary lasa fiainana sy mahazatra ny ankamaroan’ny olona ny fitohan’ny fiara misy eto an-drenivohitra. Maharitra eo anelanelan’ny ora iray hatramin’ny adiny efatra eo izany rehefa tena mihisatra, raha ny zava-misy. Anisan’ny fitaovam-pitaterana eto an-drenivohitra ny fiara fitateram-bahoaka (taksibe), moto, taxi… Olana sedraina, iraisan’ny mponina rehetra eto Antananarivo ny fitohanan’ny fifamoivoizana […]
Fanafody hitsaboana ny VIH/Sida : misedra olana indraindray ny ARV ho an’ny zazakely
Olona sahirana avokoa ny 80%-n’ireo marary raisin’ny fikambanana ONG Mad’Aids an-tanana hatramin’izao. Anisan’ny mampitaraina ny ankamaroan’izy ireo ny tsy fisian’ny fitsirihana maimaimpoana eny amin’ny hopitaly, izay tokony hatao isaky ny telo na enim-bolana aorian’ny fihinana fanafody, raha toa ka maimaimpoana izany taloha. Tsy mitsaha-mitombo ny tahan’ny olona voan’ny aretina VIH/Sida […]
Ambohidratrimo Marovatana: vohitra nanana ny naha izy azy tanatin’ny tantara
Vohitra nipoiran-dRadama voalohany Ambohidratrimo, ankoatra ny maha anisan’ny ao anatin’ny vohitra roa amby folo azy. Efa anisan’ny tao anatin’ny Imerina efa-toko ihany koa izy talohan’ izany rehetra izany. Vohitra iray tao anatin’ny Imerina efa-toko tamin’ izany andro izany, ny vohitr’Ambohidratrimo Marovatana. Ny mpanjaka Ratrimo sy Ramorabe ary Rambolamasoandro no nanjaka […]
Fanodinana fako taratasy : manaja ny tontolo iainana sy mampihena ny loto miparitaka
Anisan’ny manimba ny tontolo iainana ny fiparitahan’ny fako eto Madagasikara. Maro ny karazana fako hita, toy ny legioma, voankazo, taratasy, plastika… Mitarika aretina eo amin’ny olona ny fitobian’izany ary mampimenomenona ny ankamaroan’ny maro. Manampy amin’ny fanenana izany sy fanajana ny tontolo iainana ny fanodinana ny fako ataona olon-tsotra sy orinasa. […]