Omby, harem-pirenena anisan’ny mampiavaka an’i Madagasikara hatramin’ny taonjato maro. Nalaza ny hoe maro anisa ny omby no ho ny olombelona. Tantara sisa izany amin’izao fotoana. Mbola mipetraka ireo tsenan’omby goavana eto an-tanindrazana. Misy ny tsenan’omby lehibe indrindra eto Madagasikara ny any Atsimo, lalam-pirenena faha-7, ao Ambalavao. 56 km avy eo […]
Songadina
Profesora François-Lévy Dawidson : “Mampandroso firenena ny mandranto fianarana any ivelany”.
Nisy ny atrikasa ho an’ny tanora malagasy tetsy amin’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny Ampefiloha, ny faran’ ny herinandro lasa teo. Nampahafantarana sy nanoroana azy ireo ny tokony hatao raha te hianatra any ivelany. Teo anelanelan’ny 1880 -1970, nifindra monina voalohany tany Frantsa ny ankamaroan’ireo miaramilan’ny mpanjanaka tao amin’ ny Tafika frantsay, izay […]
Fanatanjahantena : taranja manaitra ny hafanam-pon’ ny tanora ny basikety
Niditra sy nisy teto Madagasikara ny taranja basikety tamin’ny taona 1960. Nampidirin’ireo mpilalao amerikana sy frantsay, raha ara-tantara. Nivoatra tsikelikely ary nihamafy sy nankafizin’ ny tanora teto Madagasikara izany. Niorina tamin’ny taona 1963 ny ekipam-pirenena, mpilalao basikety teto Madagasikara. Nandray anjara tamin’ny fifaninanana iraisam-pirenena maro nandritra ny taona nifandimby izy […]
Antenimieran’ny varotra sy ny asa tanana ao Toamasina : “Haverina ny fahatokisan’ny mpandraharaha” hoy ny filoha vaovao, Kotonirina Robert
Tontosa ny talata lasa teo ny famindram-pitantanana teo amin’ny filoha teo aloha sy ny filoha vaovao mitantana ny sampandraharahan’ny Antenimieran’ny varotra sy ny indostria ary ny asa tanana, any amin’ny faritra Atsinanana. Natao teny anivon’ny efitrano malalaky ny « Chambre de commerce et de l’industrie » Toamasina (CCIT) ny lanonana. «Eo anivon’ny minisitera […]
Chef d’Escadron Manampy Chantol: « Maty vao haingana ny vadiko no voatifitra aho… »
« Maty ny vadiko, voatifitry ny dahalo aho… hanao ahoana ny hoavin-janako », hoy ny kaomandin’ny vondron-tobim-paritry ny zandarimaria Manja, nitantara ny zava-nanjo azy, nandritra ny fifandonana tamin’ny dahalo. Tena misy ny asan-dahalo fa tsy araka ny fieritreretan’ny olona azy… Iray amin’ireo distrika dimy mandrafitra ny faritra Menabe ny distrikan’i Manja, faritan’i […]