Hitodika amin’ny fanampiana torolalana sy hevitra ary lalam-barotra ho an’ireo orinasa madinika vao misondrotra ny ivontoeram-pitantanana (CGA), eo anivon’ny biraon’ny Sendikàn’ny indostria malagasy. Tafatsangana eo anivon’ny biraon’ny Sendikàn’ ny indostria malagasy (SIM) ny ivontoeram-pitantanana ho an’ireo orinasa madinika « Centre de gestion agréé » (CGA). Natao izao, entina hanampiana ireo orinasa madinika […]
Toe-karena
Kaominina Maromiandra : manamafy ny fitakiana hisokafan’ny Base ny mponina
Notokanana ny 24 jona teo ny tsena vaovao any amin’ny kaominina Maromiandra, distrika Toliara II. Fotoana iray nihaonan’ny manam-pahefana samihafa, toy ny solombavambahoaka, ny ben’ny Tanàna ary ny governora Atsimo Andrefana. Niantefa any amin’ny filoha, Rajoelina Andry, ny fangatahan’ny ben’ ny Tanàna Maromiandra, Edson, hirotsa-kofidiana amin’ ny fifidianana ho filoham-pirenena […]
Haitao ara-kajy mirindra : nanomboka omaly ny Zah@geek 2.0
Mampivondrona mpisehatra maro ao anatin’ny tontolon’ny niomerika sy ny haitao ara-kajy mirindra ny hetsika Zah@geek 2.0 andiany faharoa, ataon’ny orange digital center Madagascar. Nanomboka omaly ka haharitra roa andro, ity hetsika atao etsy amin’ny gara Soarano ity. Tanjona ny hampanana asa ireo tanora misehatra ny niomerika sy ny haitao ara-kajy […]
Ranaivoarisoa Vonifanja : sambany vehivavy ny tale jeneralin’ny CEM
Aina vao indray no hoentin’ny tale jeneraly vaovaon’ny Caisse d’Epargne Madagasikara. Tanjona ny hahazoan’ny orinasa tombombarotra, ny fitomboan-karena ary maharitra. Nampahafantarina tamin’ ny fomba ofisialy, ny alakamisy 29 jona teo, ny tale jeneraly (DG) hitantana ny Caisse d’Epargne Madagasikara (CEM). Taorian’ny masontsivana samihafa, tinapaka teo anivon’ny filankevi-pitantanana fa Ranaivoarisoa Vonifanja […]
Loka Castel : Malagasy mpandraharaha roa hanao ny famaranana
Nampahafantarina, omaly, ireo Malagasy mpandraharaha, hanatrika ny dingana famaranana, mandray anjara amin’ny loka “John Castel”, miara-miombon’antoka amin’ ny orinasa Star. Nisokatra tamin’ny 23 avrily ny fifaninanana ho an’ny orinasa ara-dalàna. Efa nisokatra herintaona farafahakeliny, tantanin’ ny Malagasy 18 hatramin’ny 45 taona. Miisa 40 tamin’ireo 167 nandrotsaka hifaninana no nahafeno ny […]