Nahazo fitaovana informatika antsoina hoe: application “Matac/Hanorina” avy amin’ny Vondrona eoropeanina ny kaominina Antananarivo Renivohitra, omaly. Natolotra tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely izany. Tanjona ny hanamorana sy hanampiana ny teknisianina amin’ny fikarakarana ny fahazoan-dalana hanorina (permis de construire). “Mahatratra 300 ny isan’ny fahazoan-dalana hanorina nomen’ny kaominina Antananarivo Renivohitra alalana tamin’ny taona […]
Toe-karena
Fandaharanasa Fihariana: miisa 100 ny tetikasa tohanana tato anatin’ny 3 volana
Isan’ny fandaharanasa manohana ara-bola sy ara-teknika ny malagasy mpandraharaha madinika sy salantsalany ny Fihariana. Isan’ny omena lanja ny vehivavy sy ny tanora mpandraharaha, indrindra ireo manana zava-baovao sy miantraika amin’ny toekarena sy ny tontolo iainana. Mpiara-miombon’antoka amin’ny fampiroboroboana ny fandraharahana ny fandaharanasa Fihariana. Isan’ny ataony laharam- pahamehana ny vehivavy mpandraharaha. […]
QMM : nonerana vola ny mpanjono sy ny mpampiasa ny tany
Natao ny sabotsy 11 marsa teo ny fanonerana vola farany, nataon’ny orinasa QMM ho an’ny mpanjono sy ny mpampiasa ny harena voajanahary any Taolagnaro. Miisa 5.342 izy ireo no nahafeno ny masontsivana, niarahana nametraka tamin’ny fomba tsy mitanila tamin’ny alalan’ny vaomiera iombonan’ny roa tonta, notarihin’ny faritra Anôsy. Mitotaly 11 miliara […]
AFROMEDI III : «Mahazo mitaky ny fandaniana amin’ny trosan’ny fireneny ny mpanao gazety”
Tanterahana any amin’ny Mensvic Hôtel, Accra, renivohitr’i Ghana, ny andiany fahatelo amin’ny African Media Initiative III (AFROMEDI). Tetikasan’ny African Forum and Network on debt and development, miaraka amin’ny Africa Centre for Energy Police. Tanjona ny hifampizarana traikefa sy hanatevenam-pahalalana ho an’ny mpampita vaovao momba ny fitantanana ny trosa eo anivon’ny […]
Miandrivazo -Tsaramaso : ireo mpanangom-bokatra no manapaka
Vokatra iray mampalaza ny faritra Menabe ny tsaramaso hatramin’izay. Anisan’ny nanohana ny famokarana ny AD2M*, ka nitombo ny vokatra tao amin’ny distrikan’i Miandrivazo, saingy tsy betsaka mpanangom-bokatra , araka ny voalazan’ny mpamboly sasany. Tsara ny masomboly nozaraina tamin’ireo tantsaha. Raha nisy nampiasa masomboly 150 kg teo aloha nahazoana 500 kg, […]