Feno telo taona ny 17 marsa teo ny naha governoran’ny faritra Atsinanana, an-dRafidison Richard. Nitatitra ny zava-bitany ny tenany, teo amin’ny lafiny toekarena, ny sosialy sns, ka isan’izany ny fanaovan-dalana. Nahatratra 2 miliara Ar isan-taona ny fampiasam-bolan’ny faritra Atsinanana, notarihin’ny governora Rafidison Richard. Isan’ny goavana nampiasana azy ny fananganana fotodrafitrasa, […]
Toe-karena
Japana : mba tsy hamono antoka ny orinasa
Nisy akony ny fifampiraharahana tamin’ity taoana 2023 ity teo amin’ny sendikan’ ny mpiasa any Japana (Shunto) sy ny tompona orinasa. Amin’ ny ankapobeny, nitombo 3,8 % ny karaman’ny mpiasa, ambony indrindra izany nandritra ny 30 taona . Hitondra vokatra tsara ho an’ny toekarena any an-toerana koa izany sy hanatsara ny […]
Varotra ivelany : I Chine no tena ifanakalozan’i Madagasikara
Anisan’ny mampidi-bola eto Madagasikara ny fanondranam-bokatra, hatramin’ izay vokatry ny fambolena sy jono. Taty aoriana niampy ny harena an-kibon’ny tany, vatosoa sy volamena. Amina tapitrisa dolara maro ny tambiny amin’ireo fa misy miverina eto Madagasikara, misy mijanona any ivelany. Raha ny vokatry ny fambolena, ny lavanila sy ny jirofo no […]
Menabe Antimena : hanomboka ny fizarana « titre vert »
Nampahafantarina tany Morondava, ny 17 marsa teo, ny fanombohana ny tetikasa hanomezana karatany maitso (titre vert) ny mpifindra-monina manodidina ny Faritra arovana Menabe Antimena (Apma). Manohana azy ny Sampandraharaha amerikana misahana ny fampandrosoana iraisam-pirenena (Usaid), miaraka amin’ny minisitera isan-tsokajiny voakasika, toy ny ao amin’ny Fambolena, ny Fanajariana ny tany, ny […]
Base Toliara: hitan’ny filoha ny fitakian’ny mponina
Nihaona tamin’ny vahoakan’i Toliara ny filoha Rajoelina, ny 12 marsa teo, tao amin’ny Kianja Maître Kira, Andaboly. Nizara fanampiana ho an’ny traboina tratry ny rivodoza Freddy izy. Nohararaotin’ny mponina koa ity fotoana ity nitondrana sora-baventy, mitaky ny hanokafana indray ny orinasa Base Toliara. Nahita maso mivantana ny fitakian’ny mponina, hanokafana […]