Toe-karena

Vela-kevitra sekoly ESD: tsy ampy ny fandrindrana ny asa hiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro

Nisy famelabelaran-kevitra mikasika ny tontolo iainana ho an’ny mpianatry ny Sekoly ambony momba ny zo sy ny siansa politika (ESD) eny Nanisana, omaly. Nifantoka tamin’ny hoe « fiovaovan’ny toetr’andro : ny zava-misy sy ny fanamby ho an’i Madagasikara ». Maromaro ireo ma­nam-pahaizana avy eto Madagasi­kara sy avy any ivelany nandray anjara tamin’ny famelabelarana […]

BAD sy Kanada : manohana ny PME ho an’ny fahavitan-tena ara-tsakafo

Miara-miombon’antoka ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoa (Bad) sy ny governemanta kanadianina, hanokana tahiry ho fampiroboroboana ny orinasa madinika hivelatra amin’ny sehatra fambolena sy fahaleovantena ara-tsakafo Tsapa fa vonona ireo orinasa madinika sy salantsalany  (PME) hameno ny banga, hamelona ny tontolon’ny tontolo iainana sy hanomezana aina avy amin’ny ny sehatry […]

Fiarovana ny mpanjifa : fahafahana mahazo angovo sy amin’ny vidiny ara-drariny

Miara-mientana amin’ny fankalazana ny Andro maneran-tany amin’ny fiarovana ny zon’ny mpanjifa (JMDC) ny minisitera misahana ny Fanji­fana sy ny Fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa. Any Toamasina no hanamarihana ny JMDC amin’ity taona ity. Lohahevitra mifandraika amin’ny fanjifana sy ny fiantraikan’izany amin’ny fiarovana ny tontolo iainana no hanompanana ny fankalazana, ny […]

Saf FJKM Ambanitsena: fihariana iray ny fandrafetana

Mpandrafitra iray ao amin’ny Saf FJKM Ambanitsena no nanome andininy tamin’ny Fikambanan’ny mpanao gazety misahana ny tontolo iainanan (AJE)*. Tonga teny an-toerana ny AJE nanaraka ny zava-misy noho ny fiaraha-miasa amin’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena, orinasa Ambatovy, Star, ary ireo mpiara-miombon’antoka hafa. Mpandrafitra, Atoa Rave­loson Maminiaina, mampiasa hazo kininina, pin, grevillea. Mamboly […]

Ravinala Airports: voafidy hisahana ny dokam-barotra ny Aeropub

Ny orinasa Aeropub no voafidy tamin’ny tolotra maneran-tany natao, handrafitra ny dokam-barotra ao amin’ny Ravinala Airports any Nosy Be sy eto Antananarivo. Efa fantatra aty amin’ny ranomasimbe Indianina ny Ravinala Airports, mitantana ny seranam-piaramanadina iraisam-pirenena eo Ivato sy any Nosy Be. Mihatsara hatrany ny kalitaon’ny tolotra ho an’ny mpandeha, araka […]