Anisan’ny vahaolana amin’ny tsy fisian’ny asa ny fandaharanasa Fihariana, napetraky ny fanjakana, nanomboka ny taona 2019. Misandrahaka amin’ny sehatra maro ireo mpandraharaha madinika nisitraka azy, ary voalohany amin’izany ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono. Natsangan’ny filoha Rajoelina, ny taona 2019, entina hanohanana ara-bola sy ara-teknika ny […]
Toe-karena
Tatitry ny Bianco – DT Antananarivo: fanararaotam-pahefana ny fandikan-dalàna be indrindra
Nanao tatitra ny zava-bitany taona 2021 ny Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly (Bianco) ho an’ny fitaleavam-paritra Antananarivo, omaly, teny Ambohibao. Nisongadina ny nanatanterahana ny fanitsiana ara-drafitra sy ireo tranga samihafa tsy fanarahan-dalàna. Fanabeazana, fisorohana ary fanatanterahana ny lalàna no singa fototra entina miady amin’ny kolikoly. Tetikady napetraky ny fitondram-panjakana, tamin’ny […]
CFAO: tsara ny varotra fiara
Nitondra tombontsoa lehibe ho an’ny Vondrona CFAO Motors sy ny mpanifa ny fampisehoana « Salon de l’auto » tamin’ity taona ity. Izay mpanjifa rehetra nividy fiara marika Toyota, Suzuki, na Mitsubishi dia mety mahazo fiara fanindroany tamin’ny fisarihana natao. Nahazo izany tamin’ny fisarihana ny Fikambanana Agakhan Education Service, izay nividy bus Toyota […]
Varotra ivelany: jerena ny fatran’ny vanilline sy hamandoana
Nanomboka omaly 15 novambra 2022 ny fotoam-panondranana lavanila mankany ivelany. Malalaka ireo mpandraharaha nahazo fankatoavana (agrément) ho amin’izany hivarotra ny vokatra amin’ireo mpividy iraisam-pirenena. Dingana maro no nataon’ny Fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny minisitera misahana ny varotra (MICC) sy ny Filankevi-pirenena momba ny lavanila (CNV) mialoha izao fotoam-panondranana izao. Tanjona ny hisitrahan’ny […]
« Mondial 2022 »: mahalafo televiziona 25 isan’andro ny mpivarotra
Hanomboka amin’ny alahady 20 novambra ho avy izao ny lalao fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny baolina kitra, « Mondial 2022» hatao any Qatar. Mirohotra mividy televiziona daholo ny ankamaroan’ny olona tsy mbola manana na koa manavao ny efa taloha, araka ny fanadihadiana natao teny Analakely, omaly. Manomboka efa miomana amin’izany […]