Voalaza fa voarara ny fanondranana volamena mankany ivelany, nanomboka ny oktobra 2020. Araka ny tatitry ny Fitsarana momba ny kaonty anefa, misy ny tarehimarika voarain’ny sampana fadintseranana fa naondrana any ivelany, ary misy koa etsy andaniny ny any amin’ny sehatra iraisam-pirenena, nanomboka ny taona 2018 hatramin’ny 2021. Nanao tatitra ny […]
Toe-karena
Tsy mifidy fotoana: haingam-pitombo ny fiompiana bitro
Azo lazaina fa vitsy ny mpiompy bitro nefa haingam-pitombo. Izay ny mahatonga ny fitenenana hoe “manao tera-bitro”, sady maro no tsy misy fotoanany. Bitro lahy vao fito volana, efa lehibe. Vilona maina, provandy, na legioma ny sakafony. Ny bitro tsy mba misyvanim-potoana mety mahateraka azy, enina ny isan’ny zanany raha […]
Analamanga : Betsaka ny trondro ompiana, maro ny mpanjifa
Eo ireo fianakaviana mivelona amin’ny fiompiana trondro, manao lohamenaka avy amin’ny ravintsara, sy miompy tantely. Ny trondro manomboka ompiana ny zanany ao anaty tavoahangy, hatramin’ny maha lehibe azy apetraka ao anaty dobo, hiantohana sakafo provandy. 200 na 300 gr ny iray rehefa feno enim-bolana. Mety efatra ny isan’ny iray kilao […]
Toeram-piompiana Activo : akohokely fakàna nofo sy manatody lava
Misy akohokely ahazoana taranaka akoho fakàna nofo sy manatody lava. Ao ny ompiana ahazoana taranaka akoho amidy misy nofo ; fa mpanatody lava kosa hafarana. Izay ny fiompiana sahanin’ny Activo. Ny amin’ny maha fakàna nofo ny akoho, tsy amidy raha tsy efa tapitra ny vanim-potoana famokarana atody. Tsy amidin’ny Activo ireo […]
Karazana fihariana: mety sahanin’ny mpianakavy ny fiompiana ombivavy
Fihariana nandresen-dahatra ny olona ireo karazana fiompiana, nentina namoahana vokatra tamin’ ireo mpitsidika teny amin’ny kianjan’i Mahamasina, ny herinandro lasa teo. Karazany maro ny seha-pihariana mahakasika ny fiompiana, mety atao amin’ny faritra rehetra. Teny Mahamasina, tamin’ny herinandro lasa teo, ny fihariana iray ivondronan’ny mpianakavy misy 22. Iarahan’izy ireo misalahy ny […]