Nifandona teny an-kianja ny mpomba ny kandidà laharana fahatelo sy ireo kandidà mpanohitra ny fifidianana. Voatery niditra an-tsehatra ny mpitandro filaminana. Nafana ny fifandonana teny Ampasampito, omaly. Nifampikasi-tanana ireo olona tsy mitovy hevitra teny an-toerana. Ny andaniny avy amin’ny mpomba ny kandidà 11, ny ankilany ireo manao fampielezan-kevitra hanohanana ny […]
Tranga
Nidaroka zana-bady : renikely nahavanon-doza, naiditra am-ponja
Voatana vonjimaika any am-ponja ny renikely iray nidaroka ka saika nahafaty zaza roa taona latsaka, tao Ambalamanasy C2, Toamasina, afakomaly. Efa fanaon’io ramatoa io ny mamono tsy am-piheverana an’io zazakely io, raha ny nambaran’ny nanatri-maso. Matetika nianjadian’ny fampijaliana izy rehefa tsy eo ny rainy. Nofelahan’io renikely io indray ilay zaza […]
Oniversite Ankatso: nitokona ny mpianatra, raikitra ny tora-bato
Nanatanteraka fitokonana ny mpianatra teny amin’ny oniversiten’Ankatso, omaly. Notorahan’izy ireo vato ny teny amin’ny manodidina. Tezitra mafy ireo mpianatra mandranto fahalalana eny amin’ny oniverste Ankatso, omaly. Nisy ny tora-bato sy fandoroana kodiarana. Tsy navelan’izy ireo hiakatra any amin’ny faritra misy fampianarana ireo olona rehetra teny tamin’izany. Raha ho fintinina ny […]
Fisotasotana : mpivarotra drakaka voapaka antsibe teo an-tsena
Voasambotry ny fokonolona ny iray tamin’ireo jiolahy efa-dahy nikapa antsibe ilay mpivarotra drakaka, tao Ambararata, fokontany Ampoza, Kaominina ambanivohitra Andranovao, distrika Maintirano, afakomaly. Nanao ny asany teo am-pivarotany io raim-pianakaviana mpivarotra io no tonga tampoka ny jiolahy. Nandanja drakaka izy kinanjo nokapain’ireo tsy mataho-tody tampoka tamin’ny antsy. Rovitra tanteraka ny sofiny havia sy ny […]
Saika hanafika : jiolahy rotiky ny bala teny Ilafy
Nirefodrefotra ny basy. Maty voatifitra ny jiolahy raindahiny iray teny Ilafy, ny alatsinainy teo. Rava ny fanafihana saika hataon’ireo olon-dratsy. Nikasa hanao fanafihana mitam-piadiana teny Ilafy, ny jiolahy miisa telo, tamin’ny alatsinainy lasa teo. Nikononkonona handroba tamina tokantrano iray tao Antsampandrano ry zalahy. Nisy namoaka anefa ny tsiambaratelon’izy ireo. Nisy loharanom-baovao nanome […]