Tselatra

INDRAY MIJERY

Hitohy hatramin’ny 18 febroary ny rotsakorana ho an’ny faritra avaratra, avaratra andrefana, avaratra atsinanana, afovoany atsinanana ary ny faritra sasany eto amin’ny afovoan-tany ka mety 100 mm ao anatin’ny 24 ora any amin’ny faritra sasany. Nandefa filazana fampitandremana ny foibe famantarana ny toetry ny andro, vokatr’izany. Handefa maimaimpoana horonantsary japoney […]

TARATRY ny KANTO

Lany avokoa ny tapakila! Izay mikasa hanatrika ilay fampisehoana “Fa ianareo roa”, hotontosain’i Njakatiana ny zoma izao, etsy amin’ny Le Pavé Anta­ninarenina, dia tsy maintsy hanova fandaharam-potoana raha toa ka tsy mbola nahazo tapakila. Nifarom­bahan’ireo maika te hihanoka ny kanto sy ny fitiavana an-kira homanin’ity mpanakanto ity mantsy ny toerana […]

FANTINA sy FINTINA

Tratra ny 13 febroary teo ny tovolahy iray, nivarotra varika roa tanaty tambajotra sosialy. Naterina eny amin’ny valanjavaboahary Tsimbazaza ireo varika ireo, hanaraha-maso ny fahasalamany. Niara-nisalahy ny fisamborana ilay tovolahy ny sampana miady amin’ny kolikoly, DULC, ao amin’ny minisiteran’ny Medd sy ny polisim-pirenena. Miisa 6 mianadahy ireo niofana mikasika ny […]

TSELATRA

Lehilahy iray tratran’ny mpitandro filaminana rehefa nangalatra aroloha an’ny mpitondra moto iray tao amin’ny fiantsonan’ny fiara anatin’ny kianja fanaovam-bolina ao By-pass, ny talata 13 febroary teo. Nentiny nandositra io fitaovana io. Voasambotra taorian’ny fikarohana azy io lehilahy io. Noviravirain’ny mpamaky fasana indray ny taolam-balo tao Ampananina, fokontany Ankadifotsy, kaominina Mahitsy, […]

VAOVAO TAMBATRA

Ho tratra ny vina fampidinana ny tahan’ny sondrom-bidim-piainana manodidina ny 7,6% raha tanteraka ny vina napetraka ao anatin’ny Politika ankapoben’ny fanjakana. Misy narafitra ao anatin’ny tetibolam-panjakana 2024 ny ampahan’ireo vina ireo, toy ny famarinan-toeran’ny vidin-tsolika, ny famadihana ny volamena ho “or monétaire”ary ny fampiroboroboana ny vokatra anatiny. Miisa 259 850 ireo […]