Tselatra

Indray mijery

Manome vatsim-pianarana ho an’ny mpianatra miisa 5 i Algerie  amin’ny taom-pianarana 2022-2023. Natao ho an’ireo te handalina ny siansa momba ny fitsaboana biby sy ny siansa momba ny zavaboahary izany . Natao indrindra ho an’ireo vao nahazo ny diplaoma bakalorea farany teo. Efa misokatra ny fangatahana vatsim-pianarana ho an’izay maniry […]

Taratry ny kanto

Hanomboka ny 9 septambra izao any Soisa ny « AmbondronA Europe Tour 2023 ». Ny 16 septambra any Alemainina. Hitohy any Toulouse, ny 23 septambra. Ny 30 septambra ho ao amin’ny Renivohitr’i Frantsa indray ny tarika AmbondronA. Ny 7 oktobra, hanatanteraka seho any Marseille. Rahampitso amin’ny 12 ora atoandro, eny amin’ny Kianja […]

Fantina sy fintina

Tafakatra 14 ireo kandidà nahavita nanatitra ny dosieny teny amin’ny HCC, hatramin’ny omaly tolakandro.  Miisa efatra ireo mpirotsaka hofidina tonga teny Ambohidahy, omaly, ka anisan’izany Andrianainarivelo Hajo (MMM); Raderanirina Sendrarison Daniela (Fy-M); Razafinjoelina Tahina (FTT) ary i Lachapelle Hery Tiana Guy (Natiora). Mbola voafidy ho filohan’ny holafitry ny mpisolovava ny […]

Tselatra

Jiolahy telo indray maty voatifitry ny miaramila tao Ankazoabo, afakomaly. Nanafika tao Ampandrabe ireto malaso ireto no nifanehatra tamin’ny miaramila mpampandry tany. Tratran’ny polisy ao Alasora, afakomaly, ireo jiolahy mpangalatra jiro an-dalambe. Teo am-pakana jiro tao amin’ny fokontany Mahitsy ry zalahy no hitan’ny fokonolona sy ny polisy. Vehivavy roa no […]

Vaovao tambatra

Tapaka matetika ny herinaratra amin’ny faritra maro eto an-drenivohitra sy ny manodidina nandritra ny lalaon’ny Nosy. Nisy ny ezaka nataon’ny orinasa Jirama tamin’ny fampanenana ny fahatapahan-jiro. Ankehitriny samy mametra-panontaniana ny rehetra amin’ny momban’ny famatsiana herinaratra. Misy ny fifanarahana ara-toekarena sy ara-barotra eto amin’ny ranomasimbe Indianina. Fanalalahana sy fifanakalozana ara-barotra amin’ny […]