Manatanteraka asa fanadiovana amin’ny lakandrano « Vallée de l’Est » ao Marais Masay ny ekipan’ny Apipa amin’izao fotoana. « Pelle mécanique » no ampiasaina hanalana ireo fotaka, fako ary tany miangona ao anaty lakandrano mba hanafainganana ny asa. Fiomanana sahady amin’ny fiatrehana ny fahavaratra izao. Razakamihaja Clarence Lalatiana no voafantina […]
Tselatra
Sobim-baovao
Hotanterahina eny amin’ny Kianja Andohatapenaka ny fiofanana ho an’ireo mpamonjy voina, eo amin’ny taranja rugby, ny tontolo andron’ny alakamisy 3 septambra ho avy izao. Hitarika izany ireo dokotera manampahaizana eo anivon’ny Malagasy Rugby. Lasan’i Balôty sy i Lova ary i Bondy ny amboara teo amin’ny fiadiana ny Mondial de la […]
Vaovao tambatra
Omena fe-potoana 15 andro ireo kaoperativa hiala eny amin’ny toby Fasankarana. Antony, efa ilain’ ny tompon-tany amin’izay ny toerana. Nohamafisin’ny minisiteran’ny Fitaterana fa efa misokatra ny toby eny Amoronankona, ary efa mihatra ny fifindran’ireo mpitatitra eny. Miaraka amin’ny Antokondraharaha misahana ny fitaterana an-tanety (ATT) ny fifindran’ireo mpitatitra. Afaka ny sakana […]
Fantina sy fintina
Naneho fiaraha-miory sy fiombonam-po feno ho an’ny fianakavian’ny mpanjaka sy ny governemanta ary ny vahoaka norvezianina ny fitondrana Fanavaozana sy ny vahoaka malagasy noho ny fodiamandrin’ny mpanjaka Harald V. Tamin’ny alalan’ny filohan’ ny Fanavaozana, ny kolonely Randrianirina Michaël, ny faran’ny herinandro teo, no nanaovany izany . Fantatra tamin’ny fanehoany hatrany […]
Tselatra
Jiolahy telo indray voasambotry ny polisy avy amin’ ny CSP4 Isotry ny zoma 29 aogositra 2026 lasa teo. Nifanehitra tamin’ny polisy nanao fanamiana sivily nanao fisafoana tamin’ny alina izy ireo. Tra- maraina teny Manarintsoa Afovoany ny roa, tratran’ny fokonolona namaky trano teny Antohomadinika, ny harivan’io ny lehilahy iray hafa. Notanana hatao […]




