Tselatra

Fantina sy fintina

 Famitahana sy fampanginana ny any Van­gaindrano, ny Antesaka, ny filazana fa lany, voafidim-bahoaka ny depiote, Mahaviatra Sylvestre. “Mbola voatazona any Antanimora izy anefa hatramin’izao”, hoy ireo foko maromaro avy any an-toerana, omaly. Notakian’izy ireo ny hamoahana io zanany io hisolo vava ny vahoaka eny amin’ny Antenimiera.  Hanao hetsika fanoherana ny […]

Tselatra

Valo lahy nalefa eny Tsiafahy ary fito mianadahy naiditra eny Antanimora taorian’ny fampanoavana. Voarohirohy tamin’ny raharaha famonoana mpitsara iray miasa ao Mahajanga ny 19 jona lasa teo, izy ireo. Niakatra fitsarana, omaly, ireo olona voasaringotra tamin’ity raha­raha ity ireo ka ny mpamilin’ilay mpitsara ihany no tompon’antoka. Olona efatra naratra vokatry […]

Vaovao tambatra

Mitentina 226 000Ar isam-bolana ny tolotra internet omen’i Starlink. Tsy ao anatin’izany ireo kojakoja samihafa mifanaraka aminy izay vidiana mitokana 1 120 000Ar. Lafo ireo tolotra ireo raha oharina amin’ny vidiny ankapobeny ary mbola lafo aty amin’ny tsena aty Afrika ihany koa. Nampidi-bola 54,384 miliara Ar ireo letisia 16 860,3 taonina naondrantsika izay vidiana […]

Indray mijery

Ny fitiliana no ahafantaran’ny olona tsirairay ny toe-pahasalamany. Rehefa nahavita fitiliana ny tsimokaretina VIH/Sida ny olona iray dia sady miaro ny tenany, no miaro koa ny fianakaviany. An-tsitrapo ary maimaimpoana ny fitiliana atao. Nampahafantarina ao amin’ny pejy facebook minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ny toerana ahazoana manatanteraka izany isaky ny faritra tsirairay. Vita […]

Taratry ny kanto

Krutambull eny amin’ny La Tetinturerie Ampasanimalo. Manomboka amin’ny 8 ora ny sehon-dry zalahy ireto, hitondrany indray ny ragga muffin nahafantarana azy. Manana hira vaovao maro koa ny tarika tao anatin’izay fotoana tsy nahitana firy azy izay. Toa ny mahazatra, hikisaka eny amin’ny Le Garage Antsahavola izy ireo amin’ny 10 ora […]