Tselatra

INDRAY MIJERY

Araka ny tapaky ny fivoriambe, hanisa ny mpikambana ao aminy ny Seces Sampana Antananarivo, ka misy fandaminana mikasika izay ho an’ny mpikambana rehetra. Hanatanteraka fivoriambe fanehoan-kevitra koa ny Fiombonamben’ny Sendikàn’ny mpiasa Mala­gasy FSMM sy ny SECES ny sabotsy ho avy izao, eny amin’ny “Cathédrale DEGS”. Ny “vacataire” izay maro anisa […]

TARATRY ny KANTO

« Café-Histoire ». Johary Ravaloson, nanoratra ny boky « Ratsimilaho, roi des Betsimisaraka” no hitafa amin’ny mpankafy ny “Café-Histoire”, ny sabotsy 23 septambra 2023, eny amin’ny Musée de la Photo­graphie de Madagascar, Anjohy. Ny mahakasika ny boky sy ny manodidina ny voalaza ao anatiny no horesahan’ity mpanoratra ity amin’izany. “Rire de lire”. Tontosa […]

FANTINA sy FINTINA

Niray feo indray ireo kandidà miisa 10 manohitra ny tsy fanarahan-dalàna sy ny fanitsakitsahana ny Lalàmpanorenana. Namoaka fanambarana momba ny fandraisan’ny praiminisitra Ntsay Christian ny fitantanana ny firenena izy ireo ary nilaza fa “Coup d’Etat Institutionnel” nokajiana manokana, hanodinkodinana ny voka-pifidianana ho an-dRajoelina izany. Nampitondra hafatra avy any am-ponja i […]

TSELATRA

Zazavavy telo taona maty voahosin’ny fiara tsy mataho-dalana teny amin’ny fokontany Anka­dilalampotsy-Ankaraobato, ny alatsinainy 11 septambra teo. Nilalao io zaza io no sendran’ny fiara nandalo tampoka, araka ny filazan’ny nanatri-maso. Efa nampitandrina ny mpamilin’ny fiara ny polisy kaominaly iray teny an-toerana, talohan’ny loza saingy niafara tamin’ny loza hatrany izany. Vehivavy […]

SOMBIM-BAOVAO

Taorian’ny lalaon’ny Nosy 2023, hisy ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja taekwondo amin’ny « Kyrougi », izay hatao any Côte d’Ivoire, ny 11-12 no­vemb­re ho avy izao. Aorian’io, hisy ny fifidianana izay ho filohan’ ny Federasiona malagasin’ity taranja ity, ny taona 2024. Nanomboka ny zoma 8 septambra lasa teo ny Mondial […]