Handeha mivantana amin’ny haino aman-jerim-pirenena RNM/TVM ny lahatenin’ny filohan’ny Repoblika. Kabary firariantsoa sady hanambarany ny tetikasa laharam-pahamehana izany, hotanterahina amin’ny alahady 31 desambra izao, amin’ny 8 ora alina. Nanamarika ny faha-51 taonany ny MFM, afakomaly. Mbola nohamafisin’izy ireo ny tokony hanadiovana ny tokotany, mialoha ny fifidianana. Nanome toky koa ny […]
Tselatra
TSELATRA
Miantso ny fitondram-panjakana manomboka amin’ny filohan’ny Repoblika, ny minisitry ny Fiarovam-pirenena sy ny SEG, ny fianakavian’ilay lehilahy matin’ny zandary tao Mahitsy, ny 14 desambra teo. Nanangona sonia ny fokonolona mpiara-monina fa tsy dahalo velively io lasibatra io. “Tsy jiolahy velively ny zanakay, ary tsy tokony novoinoina izy satria azo sambo-belona […]
Sombim-baovao
Hotanterahina anio 28 sy rahampitso 29 desambra, ny fifaninanana basikety 3X3 “Agnambahy mifety”, andiany fahatelo. Fifaninanana karakarain’ny ligin’Atsimo Andrefana, hatao ao amin’ny CEG Farafangana, manomboka amin’ny 8 ora maraina ny lalao. Nanomboka omaly 27 desambra ny fiofanana ho mpitsara sy mpanazatra eo amin’ny taranja volley-ball. I Fianarantsoa no nisitraka izany […]
Indray mijery
Tafatsangana ny birao vaovao handrafitra ny sampana ao amin’ny faritra Boeny, taom-piasana 2024, ho an’ny fikambanana Autisme Madagascar. Hijoro tsy ho ela koa ny komitim-paritra hisehatra ho an’ny fahasalaman’ny saina sy ny olona tra-pahasembanana, izay hivondronan’ireo fikambanana, ONG ary sekoly mampiaty. Mampahazo vahana ny mety fiforonan’ny afo sy ny fiparitahany […]
Taratry ny kanto
Hanakatonana ny taona, hanatanteraka antsa malalaka ireo mpanoratra sady mpiantsa tononkalo. Hetsika ho an’ny literatiora, hotanterahina ny alahady 31 desambra, manomboka amin’ny 9 ora maraina, eny amin’ny « park botanique » Tsimbazaza. Asaina avokoa ireo tia miantsa, manoratra, mihaino ary miaina ao anaty tononkalo, raha ny nambaran’ny mpikarakara. Mbola sarotra ho an’ny […]




