Tselatra

Vaovao tambatra

Mizaka ny zom-pirenena malagasy ny filoha teo aloha, Rajoelina Andry, araka ny fanazavan’ny filohan’ny HCC teo aloha, Rakotoarisoa Jean-Eric, teny Ankorondrano, afakomaly. Tsy maintsy misy ny didim-panjakana manala izay zom-pirenena izay ary mivoaka amin’ny Gazetim-panjakana, araka ny lalàna. Hatra­min’izao, tsy mbola nisy izany. Tsy nahazo alalana hiteny amin’ny Leader Fanilo, […]

TSELATRA

Telo mianadahy mianaka nahatrarana vola sandoka mitentina 3 850 000 Ar tao Ambatolampy, ny alarobia 27 septambra teo. Nandritra ny famadihana tao an-toerana, nividy zava-pisotro tamin’ny vola sandoka roa alina Ar teny aminy ny vehivavy iray. Tsikaritry ny mpivarotra fa sandoka ny vola nomena azy. Niantso zandary ity farany ka nosamborina ireo […]

SOMBIM-BAOVAO

«Volley-ball». Misokatra hatramin’ny 11 oktobra, ny fanaterana antontan-taratasy ho eo amin’ny toeran’ny Tale teknika nasionaly, eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny Volley-ball. Fepetra maro no takina ka anisan’izany ny fananana ny CAPEN (Certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normal) sy ny dilpaoma ambony, niveau 4 (ANS). “D2 National  Poule des AS». Hotanterahina any […]

INDRAY MIJERY

Kaoperativa 7 no nanamafy ny fahaiza-manaony amin’ny sehatry ny fitaterana ny alarobia teo, niaraka tamin’ny ATT. Fanofanana ho an’ireo olona rehetra miantsehatra amin’ny fitaterana sy mahakasika ny rafi-pitaterana nahitana loza no natao. Nisitraka ny fiofa­nana ny mpamily, ny mpivarotra tapakila, ny mpama­totra entana miisa 64, tompona fiara… Fotoana mampirongatra ny […]

TARATRY ny KANTO

«Haisoratra: rakitry ny lasa, fanohitry ny ho avy». Tanterahina ny sabotsy 30 septambra 2023, tolakandro, ao Tsararano Mahajanga, ny «Alim-betso», karakarain’ny Faribolana Sandratra, sampana Mahajanga. Hetsika entina mankalaza ny faha-5 taonan’ity sampana iray ity. Fifampizarana eo amin’ny samy poeta, larona antsan-tonokalo no hameno ny fandaharam-potoana. Princio- Afondasin’Andohalo. Handravaka ny hetsika […]